Vali-kafatra hoan'i Cyril(fianakams)

41. andrywui ( 28/09/2010 19:45)
porofo faharoa :

-- tsisy oul mahalala an'iny sariko nanao miaramila iny raha tsy oul telo ihany : zama91 , namako FB , Pikatti namako FB , ary i Ngaila(namako tao hatramzay) ... izay ihany no namako ao hatramin'izay !! MAZAVA NY RESAKA ..

Hiantso anlah aho letsy ra-ouioui fa mila zavatra ity vavikely bezizi ity ah ! ...
-- mangataka anlah rahery mba tsy hiditra amle afera eto elah ao anatin'ny herinandro fa hisy "indien" ho petsa be eto ato ho ato ! ... ka na petsa eto na petsa "ANY HO ANY" toi ry be zizotra kely raha tsy mifona amiko dieny zao ao amin'ny mesazy ! ..
hin hon hin hon ho tsara ny lalao !!
novalian'i tess ny 30/09/2010 05:48
42. ngaila ( 29/09/2010 05:12)
Ha ha ha milaza azy ho iza elà leity e,wiwi kely a!tsy mahita lazaina fa iza no tsy maita ny sarin elà erany tanana???hahaha,ary aza manendrikendrika oul refa tsy mahay
43. andrywui ( 29/09/2010 09:38)
salut enao madame !

tena mitady tokoa ve e ..! ho alefa zany izy ty ?? 2é avertissement zay a!...hon hon hon ! ...
--- aza diso lisany zama sy ouioui fa tsy i Tess io a ! - ho lazaiko anlaisany amzay hoe iza io "lainga" io fa efa feno ny porofo !!!..

- Izy aloha de madama be courage ary feno risk be e! mahafinaritrazay !! - nefa mety halemy izy amity ndray mande ity rehefa petsa-kotsa = petsa X3
44. andrywui ( 29/09/2010 09:39)
Be kiry madama a!? ... hin hon hin her her her ..hon hon
45. tess ( 29/09/2010 10:03)
Avelao ny fanononana ny anarako azafady indrindra ô!
tsy misy mahaliana ahy hifanaovanareo, mba olona matotra ny aty.
46. ouioui ( 29/09/2010 14:10)
Ary maninona ndray miss serasera no naneno tampoka teo ry zalahy a, mbola manapetsa foana ngah lisany any @ facebook any [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
47. zama91 ( 29/09/2010 16:35)
Tena mihaiky anao ny fianakams ry ngaila
,arabaina tonga soa eto @ fianakams na dia hafa ray sy reny aza,@ ireo miaramila nao ireo tandremo fotsiny ny tirs a
mis fa mbola en plein guerre no eto,
48. andrywui ( 29/09/2010 16:57)
tess ---) hayyy ... ! azafady ary e ! - mba nentiko nilazàna andry zalah fotsn le izy fa tsy hoe te hanonona anao ny akama ry tess a!... pardon !!!...


-- ary elah zany lety ry zama toa akaman'i ngaila be klee? - sao de mba fianakams nlah ary ramatoa io ?, hon hon hon hon petsa be ah alou hatramzao kleeeeee
49. fafane ( 29/09/2010 20:45)
Fa inn no tanjon'lay resaka e? Toa tsy hitako akory zay tena dikany fa toa mirediredy fotsiny, tsy misy dinika akory fa toa mifananihany fotsiny, marna ihany ny voalazan'i Tess raha izao ka
50. ouioui ( 30/09/2010 01:07)
Tonga fofona eo i miss ry fane a!! mbola teneinareo foana ny anarany, koa efa hoe momban'ny serasera io bainn a
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/3d-respect-prosterne-3.gif[/IMG]
andrywui:

tess ---) hayyy ... ! azafady ary e ! - mba nentiko nilazàna andry zalah fotsn le izy fa tsy hoe te hanonona anao ny akama ry tess a!... pardon !!!...

Petsain'ny miss ndray bainn zany , kiii lasa milelapaladia , elah anie hadroahadroan'olona fotsiny eo e , aleo leisy izy haka mora any a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]
51. tess ( 30/09/2010 05:48)

hafa ihany ny manipulateur, mibaiko hoe rootsksss de manaraka ny ambiny.
I andrywui indray mba misaina.... fa tsy hoatra ny ambiny....
TSY MISY FADY andrywui... tsara ny fahaizana manaja ny hafa e!
52. tess ( 30/09/2010 06:00)
hafa ihany ny manipulateur, mibaiko hoe rootsksss de manaraka ny ambiny.
I andrywui indray mba misaina.... fa tsy hoatra ny ambiny....
TSY MISY FADY andrywui... tsara ny fahaizana manaja ny hafa e!
ny hafa izy manao ratsy olona sy ny manao ny ataony indray no avo vava
efa manao fiainan-jiolahy ka tsy mahagaga
53. mirananirina ( 30/09/2010 08:11)
Raha ohatra tian'ny mpikarakara fafana ity hevitra ity dia fafao tsy maninona fa lasa misy resaka olona hafa halaina baraka eto!!
54. fafane ( 30/09/2010 09:09)
Ny anareo reto toa efa. Tsy izy tsony fa na olona hafa aza mba te-hiditra ato de kamo.mahita ny zavatra resaka ataonareo,de avy eo vao mangataka ny sasany hoe fafao nefa efa hitan'olona nse lay izy e, mbola miteny fona oa za fafane, ataovy resaka matotra fa olona efa lehibe daholo na iza na iza, azafady aminareo zaho a
55. cyril ( 30/09/2010 09:23)
Ny an'ny fafane kou toa resaka moral b fotsn ! ... rehefa tsy te hanoratr eto de midira atsy fa be hanoratana any e !... misy zavatra tiana ahatongavana eto nato manoratra eto ny te-hanoratra eto gggrrr....

--- Mirana==) efa miakatra valindrihana ny afo ty vao hoe "fafao ah fafao " an an an !... tsy azo fafaina tsony ity ry mpikarakara fa aleo io ho eo e !..

-- zao hita tsara izy hoe iza no tena "saka manafi-koho" - sy "fasana fotsy" ato amity serasera ty de aleo hiboraka eto daolo ! - aza fafaina teo ito ry zalah a ! lao ho eo !!! tatsy ah efa niteny fa hiara-petsa eto anie nareo be keskilia oe aleo ho eo ry hery a !!! zao le izy efa nasian'i hery "super glue " kongah io afaka teo tsony hon hon hon hon

56. mirananirina ( 30/09/2010 09:25)
Fafane,Andrywui,ouioui sns..resakatsika no eto fa tsy misy hidiran'i tess mihitsy ka avelao izy,na lazainareo fa miss sera2 aza izy,inona no olana fa tena marina izany,asehoy hoe ny vadinareo na sipanareo raha manja noho i Tess???(mialatsiny @ fanononana ny anarana)
Ka za atao raha misy tsy levonareo,mpinamana isika 1 taona lasa ary teto serasera ihany (virtuel) dia vita tsy misy tohiny intsony.
57. cyril ( 30/09/2010 09:31)
Non ... sendrasendra mba tafanonona an'i tess fotsiny iny fa aza itarina e ! tess tsy zazakely akory ka rangitina amzany eo de hoe ho avy eo tokoa ! .. zahay koa anie mpinamana e tsy ze iny resaka iny mihitsy no hiadivako aminy !!... ka na handrangitra na mody hambosimbosy eo aza "ny sasany" de fantatra ihany ny "setroka sy ny ranomaso" hon hon hon ...
58. cyril ( 30/09/2010 09:41)
sady zao koa hoa e !... ity dinika iray ity defa nomen'ny tompony alalana manokana mihitsy fa "tsy ho fafaina mandrakizay" ary raha azo atao aza de ho atao eny amin'ny "balcon" isa-maraina ! ka noho izay antony izay hoa defa nasian'ny admin "super glue" ity ka tsy afaka tsony fa ze te- hiteny eto de mandrosoa fa masaka ny loh'omby hon hon hon
59. mirananirina ( 30/09/2010 09:50)
O ry Cyril ah!!tsy misy atahorako mihitsy ity na vofafa na tsia,aoka hazava aminao!!izaho tsy minamana na sipanareo na nandefa sary taminareo,fa ianareo no mangalatra ny sary dia tratra vao mody hoe sary nalefako tany:Asehoy ny sary nalefako tany aminareo tany ary ho hita ny olona rehetra eto!!fa sary tany @ ny facebook daholo no nalainareo!!!iza koa no handefa sary @ olona tsy mi-intéressé ahy mihitsy na kely aza,tsy fahaizana ,tsy fananana,tsy tarehy,tsy bika.ary indrindra ratsy toetra.....any ampaladihan'ny vadiko!!!Bodha hoy enao zay hihihi..koa handefasako sary????hihihi
60. mirananirina ( 30/09/2010 09:54)
Hadinoko!!farany hanoratako eto ity (diniko ity zany)fa za tsy hiady @ adala eto akory ka na inona vovoan'alika lazainareo eto dia tsy mamaly ary tsy mijery ity intsony aho,vita hatreo!adala manko no miady @ adala..dia aleoko miala haingana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4059