Vali-kafatra hoan'i Cyril(fianakams)

81. foudre ( 01/10/2010 05:50)
O lety milaibe a! mialona ndray lety kle hahaha
ahoana aloha lay sarin'elah tsy misy saoka iny e! lety koa anie letsy mampmé mitsy.
Elah ndray tsy hasaratako fiaro raha ireny pozin'elah ireny, tadidin'elah ve elah nitolona vilia be feno kaly iny, kay kletié, aiza moa elah no tsy hibontsina andro am'alina klé
82. cyril ( 01/10/2010 06:24)
Iza hono no sipan'i foutre lasan'olona , toa be taraina vao masinina hon hon hon, aza malahelo loatra sao dia mararirary @ tsisy dikany e hin hin hin
83. cyril ( 01/10/2010 06:31)
Rangitra ve i foutre fa tsy mety mamely an'i mirana ny akamanareo her her her
84. cyril ( 01/10/2010 06:33)
Maty aho ry foutre a, hin hin hin hay ve ialahy io bandy tsisy loha e hon nhon hitako no tsy sahy mipoitra fa mipapapa miafina her her her
novalian'i foudre ny 01/10/2010 15:03
85. andrywui ( 01/10/2010 08:08)
elah ndray ry foutre de aza gaga raha ataon'ny fianakams mihinana ato fa efa hainay anie elah e !... sao de heverinlah fa tsy efa admin ary zah zao ? itako ny IP nlah ary ahita ny anganonnlah elah !...

foutre =) ary toi ono toa nampirafesinle sipanlah tsy mitira iny le? - anotanio an'i Ika zany kozy zany fa vao reko omaly ! - zay sipa votany kely marary kibo kely mahalitika be iny ve letsy de mampiferotra anlah ? - elah koa angamba tsisy valeur-ny matoa votany kely iny de maha-petsa anlah !...
86. foudre ( 01/10/2010 11:32)
hon hon hon! io foana ny an'elah! vao tairiko fotsiny lisany hoe sipako daholo ny sipa serasera dia efa mi papapapa sy mi pôpôpô mitady pô, milatsa daholy izay tsy ho latsaka.
Ô ry baina a! alazako amin'i ingahy ra-pasy eo anie elah ka tsy ahazo hiditra internet tsony e!
Lisany manapetsa olona tsy laitra vao petsàna indray mande malaky mipapapapa klé!
87. cyril ( 01/10/2010 12:52)
Hay ve tsy nahavoa sipa indray le tena milaza azy fa bandy e hon hon hon
88. cyril ( 01/10/2010 12:53)
foutre:

Ô ry baina a! alazako amin'i ingahy ra-pasy eo anie elah ka tsy ahazo hiditra internet tsony e!
Lisany manapetsa olona tsy laitra vao petsàna indray mande malaky mipapapapa klé!

Aza betaraina ry foutre a!!! hiareto ao fa izao no tadiavin'i toi e hon hon hon
89. andrywui ( 01/10/2010 13:11)
o lty foutre a !.... tsy miresaka amlah ah raha tsy averinlah ny volan'i DILOO nindraminlah !!! ze 100euro ve letsy no mampitsoaka anlah eraky ny tanana ??
--- Ary ny sipan'i toi hono toa lasan'ny vozongo ry foutre ?? mampalahelo ndray elah le !!! maninona raha mindrana PA aty amiko elah de tadiavina izy e !.. raha tsy elah ndray no ho goaka alou any !!!

-- ataonay inona letsy ze sipa serasera efa ramama be ato reo leeee?? ny sipa kely bobaka eran'ny tanana ka atao inona 2CV vaky pné leee hon hon hon hon !... ento ho analh any ra foutre ny sipa serasera nlah de mazoto homana fa aleo zay sy i ra cyril hiketrika fika tanora a hin hin hin

-- ary efa razokinibe maimbo andro koa toi zany matoa mitalonnn an'ireo ramaman'i serasera kleee her her her
90. andrywui ( 01/10/2010 13:25)
eto elah no mody mampiresaka vahoaka eto nefa ny hanfikoho anle volan'olona no tena tanjonlah !! avereno letsy ze 100euro a!! tsy menatra ve elah ra foudre a !! ze 100euro !! sa mafy ny ady de zara fa mahita kaly i tonton de misoloky ?
91. ngaila ( 01/10/2010 13:56)
Tanjemo ry reto fa zalah reto tsy menatra ny mamorona sy manendrikendrika oul eto,100€ wa 100€..,lery na 1€ aza tsy anany fa mbola mitaiza zanaky tgv ve klé,garde d enfant de karamaina vola gasy de be konetaka be!!tsy miala serasera mitsy bainnn lele hon hon hon her her ,eto no iainany ka inona vola ananany..hon hon elà wa mba mietsiketse fa tsy tin ny sipa na ramama na ranenikely na sipakely,ratsy lotsa wa klé.
92. andrywui ( 01/10/2010 14:00)
nenah lets ny phon efa avo lenta b iPhon4 sy Player stylei ka ts mila PC zany tsony ry ngaila a !... tsy mipass amiko ze IP , IP zany fa Phon iany ny an'y bandy de afaka manoratra hatraiza hatraiza ,n'aiza n'aiza hon hon hon
93. andrywui ( 01/10/2010 14:04)
nentimpo be elah ry foudre,ngaila tatsy ambany tatsy de niteny zavatra secret tsisy mpahalala raha tsy isika ihany ! ... haiko elah !!!

zany ve no mba lohanlah le ?? .. tena mahakivy ny amlah letsy a
94. andrywui ( 01/10/2010 14:07)
nentimpo be elah ry foudre,ngaila tatsy ambany tatsy de niteny zavatra secret tsisy mpahalala raha tsy isika ihany ! ... haiko elah !!!

zany ve no mba lohanlah le ?? .. tena mahakivy ny amlah letsy a MALHONNETTE !!!...
95. foudre ( 01/10/2010 15:03)


kiiiiii hay ve izany no asa ataon'lé io ry ngaila a! misaotra tamin'ny info e! io bandy io mantsy raha handainga sy hamorona tsy laitra mintsy, ela aza mandainga fa tsy manambady any amin'ny facebook , ny sipa ramama aza tsy zkan'elah ka ny sipa kely indray ve hahahaha
elah ty letsy mampmé ahy mintsy klé.
Elah moa mbola mitady fivelomana izao ka eto amin'ny forum no andron'elah sy alin'elah, ary lay zaman'elah ihany anie letsy no nanoratra tato amin'ny forum fa midaina be miaraka amin'ny groupe tselatra elah e! tsy mahagaga letsy. Tairo ko aza letsy fa samy eto tsika samy bandy... omeo aloha letsy ny dimy ry baina a!
96. foudre ( 01/10/2010 15:09)
kiiiiii hay ve izany no asa ataon'lé io ry ngaila a! misaotra tamin'ny info e! io bandy io mantsy raha handainga sy hamorona tsy laitra mintsy, ela aza mandainga fa tsy manambady any amin'ny facebook , ny sipa ramama aza tsy zkan'elah ka ny sipa kely indray ve hahahaha
elah ty letsy mampmé ahy mintsy klé.
Elah moa mbola mitady fivelomana izao ka eto amin'ny forum no andron'elah sy alin'elah, ary lay zaman'elah ihany anie letsy no nanoratra tato amin'ny forum fa midaina be miaraka amin'ny groupe tselatra elah e! tsy mahagaga letsy. Tairo ko aza letsy fa samy eto tsika samy bandy... omeo aloha letsy ny dimy ry baina a!
97. foudre ( 01/10/2010 15:13)
aza mbola mikonetaka letsy elah ra andrywui fa elah anie no ni attak ny bandy voalohany e! ka raha samy hifanapetsa araka ny fanirin'lisany dia avy aho amin'ny angady sy harona lety a!
hahaha
elah aza mbola mivovo any antranon'olona mbola tsy manan-trano hipetrahana ka phone e! phone e! io ihany anie no mahavoa an'lisany e! io mihambo matikambo ho izao izao io,rehefa petsa miapapapapa daholy
98. cyril ( 01/10/2010 18:15)
avereno ny 100euro n'i DILOO ry sakaiza manody raha lehilahy elah fa aza mivouvou otran'ny chien de salon bangaridana eto a !... kàkà kiloty !! ... hon hon hon oaouuu oaouuu ouaouuu

refa avy mivouvou le sakaiza manody kivà de salon malhonnette de ndana mivarotra silipy sy soutien fa aza be wawawawawouwouwouw eto elah !

-
99. foudre ( 01/10/2010 19:53)
Tratran'ny manao punition lety ny farany klé copier coller sisa, sa matahotra an'i vadin'elah elah io izao dia mody hendry be, mangalatra miditra eto sao tratran-dramadama hahaaha
100. cyril ( 01/10/2010 23:06)
Fanina ve rafoytre toa tsy mahita tenenina intsony ny bandy mafibe tsy sahy mipoitra hon hon hon , manao am-pataloha her her her
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1891