Vali-kafatra hoan'i Cyril(fianakams)

21. andrywui ( 24/09/2010 09:44)

hoy ouioui

Efa nilamina iny ry zalahy fa kalamina lisany a!


ny resaka nilammm fa izah petsa be teto !!!! afa-baraka be!!!! ggggggrrrrrrr .... mdr hen hen hen hen OK !
22. andrywui ( 24/09/2010 10:00)
Mangingina zany alou eto ee!!....... zah rahateo koa vao avy "PETSA" teto 3andro lasa zay de mandefa vinany ny amin'ny hanohizana ny "tolona" ndray alou !!!

------- Miandry an'izany "surprise" be ho alefan'ny "fianakams eto zany ndray alou zany hon hon hon ... !!! varotra alika tsy hifanerena !.....
23. ouioui ( 24/09/2010 10:09)
andrwyui:

Miandry an'izany "surprise" be ho alefan'ny "fianakams eto zany ndray alou zany hon hon hon ... !!! varotra alika tsy hifanerena !.....

Efa kôziko nareo fa cool ihany hoa fa raha resaka hifanapetsa lava eto anie ka diavolan-kolava e, samy mahay an'io aby [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
24. andrywui ( 24/09/2010 11:09)
marina zany zokibe ouioui a !... ekena ny teninao !

-- Ny alahelo ny fianakams "zama" mbola mamelovelo maha-te hitroatra nefa moa de tsindriana zany ny fo fa mbola "diavolan-ko lava" de aleo handeha ny ora ......
25. fafane ( 24/09/2010 12:45)
De mbola hanao inona an'io fianakams io ndray zao ? Ny tendrom-po hono tsy mba namana e, hahahahaha, mba misangy kely aminao aho ry Andry a, fantatro tsara enao...
26. ouioui ( 24/09/2010 14:02)
Iza ndray leity andrywui io fafane io , mahafinaritra kosa i fafane fa karazan'olona tsy mora tezitra izany , milay e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-lunettes-clin.gif[/IMG]
27. andrywui ( 25/09/2010 10:01)
tsy haiko io oa fa aona ary ty !! - olona any amze misy azy any io fa tsy fantako velively kah hin hin hin hin hoin
28. ouioui ( 26/09/2010 01:23)
Aleo ho eo fa mahafinaritra leisy ny miresaka @olona tsy mora tezitra a, sady sao mba mety miova koa ry fianakams mitohana ato bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/loool.gif[/IMG]
29. andrywui ( 27/09/2010 08:51)
- Mahagaga letsy fa innn iany ary no tsy hamonoan'ny le ngah "mpiandry vavahady" iry an'ity dinikay sy mirana ty fa alefa maka balcon ndray izy ty !....

--- mba fafao ity dinika fopla ty ry akama fa tsy zah rery anie no petsa sy itan'ny pokna eto ny lamba maloto fa i mirana koa e !....

--- anoraty ny admin ry mirana mba hamafa an'ireo dinika reo fa manao be marenina be a ....
30. mirananirina ( 27/09/2010 12:28)
Hay va re nanapetsa ahy tato no tena tadiavin'i Andrywuiiiii.
Aleo eo ihany io fa tsy hitako izay olana @ izy ity,ka fafana ahoana moa.
31. andrywui ( 27/09/2010 14:50)
-- Hay !! aleo ary ho eo io kou innn koa mo no olana amiko aminio !.... mety io kah !

samy petsa isika sy enao ry mirana fa tsy zah irery kah !...

32. ngaila ( 28/09/2010 07:44)
ar kay mis wi wi maneno b fona ato klé hon hon...fay elà zay manapetsa tena irery ato hon hon
33. andrywui ( 28/09/2010 09:48)
Ary mba mivoaha tao letsy ry Cyril GTT fa inona ary no mampîlentika anlah any nefa jereo ty vavabean'i mirananirina amlah a!...

-- Tsara kosa io eo kah !... amin'izao kobo tsara hoe iza no tena mpandefa sary amin'iza amin'inona kah !! hon hon hon tandremo fotsiny mipapapapa ary rehefa tonga eo cyril a .... !
34. andrywui ( 28/09/2010 09:54)
faharoa : dia efa hita sy fantatra i ngaila letsy ra ouioui a! ...fa ho antsoiko elah rahalina de ho dinihina ny "momba azy"..! hon hon hon hon
35. ngaila ( 28/09/2010 10:33)
Iza ono ngaila ry lay mpanenjikenjika oul a!!hon hon hon...lazaina fa ianona,zao njay ianona!!avy eo njay ianona..hon hon hon,nga ry wi wi admin??hon hon
36. cyril ( 28/09/2010 10:45)
mahandrasa kely madama fa aza maimaika fa ho avy eo izy a!....

--- aza malaky mipapapapa fotsiny oa fa enao iany ry madama no nanomboka teo an!.....
37. cyril ( 28/09/2010 10:52)
olona iray ihany no mampiasa an'io fanoratra "wi wi" io ,fa tsy mitambatra wiwi na wuiwui na .... ary efa hatramin'ny ela no naha remarquéko anzay fanoratrao zay !....
38. antimpanahy ( 28/09/2010 16:10)
o rankizy a!

- Fa dia inona loatra rankizy ity zava-doza ataonareo ankizy kotrio reto fa dia efa sahy mandefa sary amin'ny tovolahy mihitsy ve ny zatovovavy akotrio e ,ka mba mandefa fananarana ihany aho rankizy na tsy henoinareo teny aza fa aleo ny lalam-piainana no mitsara sy mitondra ny fiainana fa tsy ny filàn'ny fo na ny saina lomorina ,ka atsipiko rankizy ny teny ka dia anjaranareo no mandray sy mamakafaka izay voalaza



misaotra anareo !
39. antimpanahy ( 28/09/2010 16:11)
raha misy tsy nety moa rankizy zay noteneniko teo na nanafitohina anareo dia ny teniko ario fa tsy ny tenako !


misaotra e
40. ngaila ( 28/09/2010 17:52)
sotra letsy bainn antimpanahy a hon hon hon fianakams daoly ty ato tena vrakiny b.hon hon hon !mbola lazaiko fa bandy ny tenanay,ar tsy mpangalatra sary n'oul eto sera2!Iza letsy no anome sary oul nofabe vatatay miaramila venjana b otran'là le hon hon hon wiwi wi wi wui wui wuiwui,io mou no alalana ana hehehe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3458