Vali-kafatra hoan'i Cyril(fianakams)

141. andrywui ( 13/10/2010 08:27)
?? tsy nahatanty petsa le ouioui kely de nipitsa any ! .. ka elah anie bain efa tenen fona fa mafy detety b de ts itako tsony ze anaovana anlah e ! zao ty nafoy mitsy ny serasera fa oaiaka b ny flinnn rehetra ,
ny akama tezitr amlah aby noho n adalana ts ampiheverana nataonlah

ny sasany miandry anlah am PA hon hon hon
142. gratos ( 14/10/2010 20:25)
EFA TENA HENDRY BE OUIOUI ZANY TATO HO ATO A


MERCI ZOKY A TOHIZO


LAY FIFONANA SISA
143. andrywui ( 16/10/2010 16:20)
ity dinika natsangan'i mirananirina ity angamba no tena record sy tena be vangy sy be mpamaly indrindra o , ny fiandohany anefa le resaka fopla be hoe nandefa sary sy nandefa email iry!! hon hon hon niova be le izy rehefa nandeha ny segondra nivadika ho ora dia niova ho andro sy volana hin hin hin ...de le tompony aza tsary ita tsony ze nalehany ! "de nitombona tokoa le ohabolana hoe: "valalan'alika ka ny tompony aza tsy tia ..." -tandremo sao diso fandray anle ohabolana koa ny sasany ka hoe oharina amin alika sanatria a ! tsy zay le izy ! aleo de lazaina dieny mialoha amzay afa-tsiny ny tena hon hon hon
144. cyril ( 19/10/2010 12:15)
mmooouuaahahahaha mirananirina ?

mirananirina = nyhaingo =ngaila =belle ha ha ha ha ha

ha ha ha ha ha
145. halloween ( 19/10/2010 16:04)
aaannnn,,,,!!! aona tsara ry cyril ? mirananirina = iza tsara hoe ? marina ve lety zany ? iNGAILA ve no i MIRANA oohhh non ! C pas Vrai ..! tsy mahatoky ny saiko kà !
146. bonne ( 28/10/2010 16:17)
Matinareo le kala mirana ry bandy fa ataon'ny olona resaka fotsiny ato kle
147. cyril ( 04/11/2010 16:13)
olty bain a ,otran tena misy olokafa ivelan'ny vala mampiasa ane lety le cyril e ,ary sur ah fa ireo no manala anlah amin'ireo resaka maimbo be alefany momba anlah ireo fa tsy isika telo mtsamy mihitsy , elah manko tonga de tezitra be oe za tsy namanlisany sy tsy miràrà tsony nefa za tena sur fa misy olokafa ao bain a minoa ah elah !!.... kozy ee ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2892