Vali-kafatra hoan'i Cyril(fianakams)

101. foudre ( 01/10/2010 23:20)
Ka tsy lisany ve lety no tsy nahita lazaina intsony, sa tratran'ny secret story hahaha
matahotra angah elah no miteny an'izany? fa inona ihany aza no tian'lety lazaina amin'izao tsy sahy mipoitra izao klé?
io sary io ve no asehon'lah dia hoe sahy mipoitra , ta lelikéééé hahahaha
Ny mpisandoka sy mpisoloky dia tsy hiova mihintsy eto ambonin'ny tany.
102. cyril ( 01/10/2010 23:23)
Mivoaha toi hoe iza fa tena mahafinaritra ny miresaka @ toi e hon hon hon, aza manao adin'ny sarindokotra ry papa a
103. foudre ( 01/10/2010 23:41)
eto lety zà ka ahoana a! miampy péruque oà lisany dia i bourbonezy mpanao clown
bois de boulognes no hiafaràna klé, any ela iray sengondra dia efa mipetaka ny 100 euro mahalasa adala an'elah hahaha
104. cyril ( 01/10/2010 23:42)
Misehoa hono zany bandy mafibe izany e hon hon hon miandry anareo ny fianakams her her her , avereno hono izany volan'i diloo izany e hon hon hon
105. cyril ( 01/10/2010 23:45)
Bandt saridokotra miafina ve e sa bandy fopla , hon hon hon
novalian'i zama91 ny 03/10/2010 00:43
106. foudre ( 01/10/2010 23:56)
ny an'lety koa ve manao adin'ny kely aina, tsy sur amin'ny zavatra lazaina klé
rehefa mazana lety dia fantaro lay bandy fa tsy mipapapapa lava izao
miafina ah hoe ! tsssssss miresaka amn'elah kou mankaleo klé efa mamon'ny daina ndray lety io , sur ko nama fa tsssss aleoko mi àps.
107. cyril ( 01/10/2010 23:58)
Tsotra rafoutre, ny fianakams tsy rivotra hoatran'i toi , misehoa fa toi anie nilaza fa bandy mafibe e, hon hon hon
108. cyril ( 02/10/2010 00:01)
Fanina be toi izany rafoutre her her her , bandy mafibe moa toi o her her her hon hon hon ,mivoaha dia asehoy iza toi fa mahafinaritra be rafoutre e her her her
109. cyril ( 02/10/2010 00:05)
Mandrapiahano rafoutre a, ary mino aho fa hiseho toi raha tena bandy mafibe fa tsy bandy mpitati-reraka hon hon hon
110. ouioui ( 02/10/2010 05:26)
Fanina tena fanina ingahy poudre foutre leleu, ataovy nation-dracyril nahamay , marina izany bainn a , izao no hanaovana azy samy rivotra no mifamely
111. gratos ( 02/10/2010 09:43)
Mba tsy hisian'ny ady sy ny fifamaliana lava sy matetika eto amin'ny serasera dia nianianay nalefa eto ireto PS clown, clonnage ireto :

andrywui = terrywui
andrywui = Annie2OO6
zama91 = ngaila
zama91 = foudre
ouioui = pikatti
diloo = pikatti
bekiraro = pikatti
zigzag = zama91
mamijo = zama91
nanjakely =zama91
swann = andrywui
stalingrad =andrywui
antimpanahy = andrywui
nanjakely = andrywui

andrywui = cyril
zama91 = cyril
ouioui =cyril


Ireto PS telo ireto dia voamarikay fa olona telo samihafa no mampiasa azy ,izy telo ireo no voamarika satria izy telo ihany no manao clonnage PS ato amin'ny serasera.
112. cyril ( 02/10/2010 12:53)
Diso be zany ry gratos a , tena gratos ny resak'i toi hon hon hon
113. zama91 ( 03/10/2010 00:43)
Tsy rawuix lesy ialahy eto an efa mitapy tsy mitenena
cyril:

Tsotra rafoutre, ny fianakams tsy rivotra hoatran'i toi , misehoa fa toi anie nilaza fa bandy mafibe e, hon hon hon
114. cyril ( 03/10/2010 07:59)
Marina daholo ireo indrindra fa ilay foutre=zama91 ,bandy efa mpandefa sarin'olona efa fantatra tsara ialahy ry batista
115. ngaila ( 03/10/2010 10:28)
Hahahahahaaaaaaaaaaaa
116. andrywui ( 03/10/2010 11:14)
salut lisany ! Efa hay daholo lisany e : cyril tsisy sary =zama , cyril misy sary pikatti ... tsy de any loatra ny olana ry zalah a !

efa haiko ireo bandy hoe : foudre , ngaila , gratos ireo ry zalah a !... tsy zazakely ny bandy ka amidy : Sakaiza manody marina

-------- Voalohany : ny resaka kandra no proposé n'i ouioui tamiko oe : "misy kandra milay letsy any rawuix fa koziko elah a" izay navoakan'i foudre dia kozy tsisy mpahalala raha tsy isika roalahy irery (ouioui -zah) donc mazava zany fa miodikodina eo ny resaka !..(normal be koa anie zany ry lety raha kandra milay kokoa ny any e" ) mbola misy kozy hafa koa rehefa tena norangitina i foudre navoakanlah tao ambany tao !! - resaka secret tsika tamin'ny phon koa io ! - mety e !!!!.....
117. cyril ( 03/10/2010 13:12)
Aoka leisy ty copie paste ty ry wiwi a, izao foana no tsy maha matotra an'ialahy , hay ve izany ialahy iahany no mpiady amiko @ ouioui , izao fvao fantatro ,
Tsory fa ialahy dia izay e,
Efa nolaziny hono ialahy fa tsy zah nefa ialahy mihitsy milaza any aminy fa zah zama , izao ve no atao hoe lehilahy , manao resaposa hoatran'ny vehivahy toetra koa ialahy hon hon hon
118. ngaila ( 03/10/2010 15:28)
ita wa racyril..saribavy ,manotra noho vevavy lisany klé,aoka wa zay,bandy ve lisany sa sipa e
119. cyril ( 04/10/2010 09:22)
pikatti dit ouioui ity

ny teniko lets arina fa ny tenako aza arina a diso be lets za ouioui dit rapika nanao an'ireny resak'alika foudre niaro ny vevavy serasera ireny a ay mo tsisi vadiko reny
120. cyril ( 04/10/2010 10:00)
hon hon hon ka le sipan'i ouioui-rapika anie lety madama b ngoda be eo amin'ny porte de bagnolet zyy letieee e sabine nenarani hin hin hin lit en eponge b letiee mpadefa vola ani dago hon hon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.895