Vali-kafatra hoan'i Cyril(fianakams)

61. fafane ( 30/09/2010 09:55)
Cyril, misaotra anao fa hay ve misy tiana ahatongavana ao e, zvtr efa hitako fa manao vazaha mody miady zany koa lay izy, alamino tsara zany de tongava soa any @ tanjona tiana tiana ahatongavana koa, hahahahaha, tsy maintsy moral ry cyril fa makamo koa ny mahita azy ato a
62. cyril ( 30/09/2010 10:00)
aaaaaghhhh !.. aleo aloha hazava ramatoa fa tsy mbola nandefasanao sary "izaho cyril " a !.. sao de niporina ary ty madame ty klety e !! zah ve no nandefasano sary ?? an an an azafady fa zah tsy tia olona antitra tompoko!!.. amity sipakely eran'ny tanana !!!! hin hin hon hon (angalariko kely ny fimemeanlah rawix a !..)

-- ary tsy haiko na bouda no ivavahanareo na iza fa za koa tsy karana sady tsy sinoa azafady !!! ataoko inona mpanambany gasy reny ,non Malagasy ihany zah ary cyril gasy ray, reny,zanaka, Vady,mama , dada... hin hon hin hon ...(azfd rawix amle fimeme iany a)

--fahatelo: adresse-o tsara ze olona iresahanao amin manaraka fa tsy ampy ho petsaiko eto enao (azafd amle fitenlah iany rawix) hon hon hon hon (mbola pardon iany konikoa) hin hin hin ... sary à sary !! zah mila ze sarinao ?? ndeha miainga any madama be a !
novalian'i foudre ny 30/09/2010 11:56
63. cyril ( 30/09/2010 10:07)
sady zao koa hoa e !... ity dinika iray ity defa nomen'ny tompony alalana manokana mihitsy fa "tsy ho fafaina mandrakizay" ary raha azo atao aza de ho atao eny amin'ny "balcon" isa-maraina ! ka noho izay antony izay hoa defa nasian'ny admin "super glue" ity ka tsy afaka tsony fa ze te- hiteny eto de mandrosoa fa masaka ny loh'omby hon hon hon
64. andrywui ( 30/09/2010 10:15)
hin hin hin tsisy fady razoky fa toa nareo ndray ty no petsa ato kle ? nareo ko mo niditra amn pataloha tery ko ! zao zah afaka fa nareo nigadra her her her

bye bye cyril a ereto ao letsy a !
65. zama91 ( 30/09/2010 10:26)
petsa jiaby jiaby ny ramama be eto ,aleo ry zareo mangina sy tsy be vava an
eto ny bandy mahazo hompa isan karazany izao,izahay anie mahazaka e,fa ianareo allumeuse ireo ve mahazaka aloha e,vao mihainga fotsiny hoe 42ans ny sasany efa hila hitapy mihitsy ny maheno azy nefa ary @ fb ary be vava mahatsiravina .Desolé fa tsy sipa lamokan atody sy mpanao zenam ery handeha hifezaho , ny loi samy mahalala daholo ka alefaso izay alefa
66. foudre ( 30/09/2010 11:56)


Ary ialahy ity angaha tsy efa rabainina i Aban'i zaza roa letsy ry zama91???
ny volo efa ho lasan'ny fahasolàna klé!
ny vady nangalàna taratasy fahazahoana mipetraka aty Parisy ,i kalangita maintikely moa no fiantson'elahy azy aza tsy an'elah! mi déprime sy tsy ampy daina avy any dia eto no manovokovoka, Efa i aban'ny zaza letsy fa mba hendry amin'izay a!
sa mbola hitady sipa hiantoka ho tatahana fangalàna vola fa mafy ny fiainana.?
Rehefa tsy maninona an'i lety ny olona dia mba avelao izy hilamina any amin'izay misy azy any.
Miseo manaratsy olona fa mba jereo mijereva kely hoe lety fitaratra, sarindokotra tsy misy hazon-damosina klé!
67. zama91 ( 30/09/2010 13:53)
Olona tsy miady anao ve ry foudre no ilaivanao vanina,nieritreritra ianao fa hoe la
miss no ao ambadika ao,non i ngaila ihany io,bravo mba mahazaka rehefa manao olona ry ngaila,le fanoratra dia bandy nefa ramatoa be no ao ambadika.tsy jiolahi mbavy ve izany
68. ouioui ( 30/09/2010 14:08)
foudre:

hafa ihany ny manipulateur, mibaiko hoe rootsksss de manaraka ny ambiny.
I andrywui indray mba misaina.... fa tsy hoatra ny ambiny....
TSY MISY FADY andrywui... tsara ny fahaizana manaja ny hafa e!
ny hafa izy manao ratsy olona sy ny manao ny ataony indray no avo vava
efa manao fiainan-jiolahy ka tsy mahagaga

Misaina koakoa aloaha i tess sy euh sy masisokely sy hena sy fasaly sy foudre , gravy be le jiolahimbavy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
69. foudre ( 30/09/2010 14:12)
Io koa i bainina fa fanina klé atambatra lety daholo ve ny pokona.
Aiza re zany izy e!
70. ouioui ( 30/09/2010 14:16)
Aleo hitambatra ao daholo ny fianakams bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/clin-oeil-55.gif[/IMG]
Fa tena mikolay mitsy ve i miss ao zao e
71. foudre ( 30/09/2010 14:18)
O Lety razama a! hay elahy ity mora mifezaka ihany a!
atsaharo kosa ary aloha ny filàna vaniny ataon'ialahy, ialahy anie haiko otran'ny paosiko , ary izaho lety naman'ialah any amin'ny facbook a! sao mba alefako eto ny sarin'ialahy
dia efa mba mampitandrina aho izay... hain'ialahy ny mila vaniny olona
dia mba olon-kafa no mamaly an'elah!
72. zama91 ( 30/09/2010 14:21)
Ory ouioui an ,anjaran ialahy indray aloha mana petsa an i la miss ao,za vao nahazo clien vao2 masaka be,toa tsy lanin
i andrywui fa maozatra lo
atra angambai,hon hon hon,lery hono miandry mfy an izany ika ika izany
73. foudre ( 30/09/2010 14:22)
Ary tsy haritr'i bainina mintsy ilay atao hoe miss lety e!
misy alahelo-kanin'i ry baina kosa angamba k'ity.
74. foudre ( 30/09/2010 14:25)
Ary ahoana aloha ilay sarin'i bainina maniga vera be iny klé???
hay ve otran'iny lety elah ity e! mouahahaha
75. ouioui ( 30/09/2010 14:32)
Tsy any le olana ry miss, le misss anie zavatra napetapetaka fotsiny fa tsy ao akory e, olona virtoaly sady betsaka ny mapandefa sary fa tsy mipoitra eo nefa tena raitra be , tsy lay raika jiolahim-bavy ry [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
76. foudre ( 30/09/2010 14:34)
io fa fanina kle, mbola aiza lesy zany, nefa miseho ho mazana be sy be lasanty lety.
77. zama91 ( 30/09/2010 14:36)
Ny lalao mbola ho ela ry foudre an,eto anie samy mahay anio fikanao io daholo e,ok anao aller fa ahy retour .aza be taraina rehefa voa
78. ouioui ( 30/09/2010 14:41)
Foudre anie ry zalahy fianakams miss e, bandy sipany na io de malahelo be fa voapetsa ikala , le taray niaro azy iny ihany e, de mifampipasipasy ps ndray ny fianakams [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/o_stupid.gif[/IMG]
79. foudre ( 30/09/2010 15:24)
ô lety razama a! ny mifanompa ihany no tsy azo hatao hoy lisany fa ny fanapetsàna azo hatao, ka andao ary aza mora mikonetaka fa elahy ity mantsy sarindokotra d'origine.

ô rabainina ouioui a! tsy olana letsy fa sipako daholo ny sipa ato a! na ny sipan'i zama io aza sipako, iakalangita io lazaiko io a! dia ialahy tapero aloha ny vera dia rehefa afaka ny
fanimpanina miresaka tsara tsika sy elah.

Mora mikolay ihany lety, mody izao miss miss izao foana, ny vehivavy ihany no sahin'lah iadiavana fa rehefa tena bandy katahotra ihany,klé muahahahaha
Sur letsy milaibe, kay kletié! hay moa efa ouioui izao lety.
80. ouioui ( 30/09/2010 15:31)
Ka ahoana aza saro-pioaro @ zay miss fopla ary bainn e, revenay milaibe foana lesy ny serasera bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.217