Vali-kafatra hoan'i Cyril(fianakams)

121. cyril ( 04/10/2010 11:42)
Kobo ialahy ry gratos hay ialahy gratos =andrywui vao tao ambadika tao ialahy no miresaka gratos misy dit izao sy izao eto ilndray ouioui dit rapika

Tena loaham-behivavy martina ialahy marina ihany ny voalazan'i vrai ouioui hon hon

Bagnolet no resak'ialahy saribavy, namidiko koa ary ialahy dia fanina her her her, ary aiza moa ialahy manao colloc ao @ pasierta ery sait denis ve her her her , izany ve no solon'ny mitendritendry ao @ fpma rue danto kremlin hon hon hon , efa nomen'i ouioui ahy leisy ny info a her her her
122. cyril ( 04/10/2010 12:27)
ory pikatti a ny anla fatina 4x4 nangalarina reny no izestiavana a mba manary nbandy tany toulouse ela nefa ny goatra b eo amin'nnyi tendanla aza tsy mety sitrana a fenona sipa ny vam nla nefa sipa ramama be ve letsy hon hon hon za mba lazainla fa tsy nando carburant ny vam nla efa godrak b mitsoka 30/100 e ory pikati a efa lela lebe 47ans mbola misary a gaigy eto iany
123. cyril ( 04/10/2010 12:45)
Efa kobonay ialahy wiwi a, miaolona ny ouioui kay leity no mahatonga an'ialahy mamoron-dainaga , kiiii tsy mahazaka ve ialahy e,zao leisy vao fantako fa ialahy ihany no gratos , petsaiko ialahy omaly tonga dia niova ny pronostic zama91=foudre ozay ialahy afak'omaly nony voapetsako ialahy dia ouioui=foudre hon hon hon izaho ihany leity omaly iny fa aiza ary ialahy izany e her her her

Notadiavinay ialahy tary @ rue danto kremlin omaly fga ozy jemima hoe tsy nahaloa vola colloc tao @ pasitera hono ialahy her her her , mitadiava indray fiangonana hitendrena e her her her , pikatti no nomen'ialahy adiresy hon hon hon

Mbola zandrin'ialahy ary lery raha 39ans ialahy tsy mbola misy zaza , bandy lahimokana her her her , ny ahy leity roa mianadahy a, hitan'ialahy tsara ny valivaty nanaovan'ialahy ahy baitsta isakin'ny mihetsika ireny hon hon hon
124. cyril ( 04/10/2010 12:50)
ory pikatti a jereo ny tonanao 47ans mahery d bola misary aadalnireo kofboay kely ato reo ela hon hon hon mba menatr ee za namhinana vary iray vilia b aza za lety manabola af ts otranla tsis dikany el ea
125. cyril ( 04/10/2010 13:00)
Tsisy afa tsy ialahy wiwi no mahalala ny vadiko , ary faharoa le asa nolazain'ialahy tsy vitan'ialahy tany Bobigny iny fa hoe omen'ialahy ahy tsisy mahalala koa
Betsaka ny resak'ialahy foudre tao no zavatra tsy hain'i ouioui
Ilahy no foudre fa manomboka sûr aho
Manino izao ialahy raha mitsotra dia izay , mpiahatsaravelatsihy leisy ialahy a, mivavaha mafy ialahy foudre raha ho te voavela heloka hon hon hon

40ans anie leisy ouioui i andrywui , tsisy vady tsisy zanaka , lahimokana hon hon hon

Kobo ialahy gratos a, niteniteny fotsiny fa neveriko fa ouioui vrai aza her her her bandy mbola zokin'ialahy io rapika a, bandy tsy mety matotra hon hon hon , petsaoa ao refa tonga ialahy her her her

Mipetraka ao @ pasiteran'ny kremlin rue danton hon hon hon
126. cyril ( 04/10/2010 13:36)
Hay ve miangona ao @ fpma rue danton kremlin ialahy andrywui , akory ny hagaganay fa olona tsy mankary hoatrz'izao ve no olona manenjika mafy ao @ fivavahana sy finoana , mpanely tsaho ntsooooooooooo
127. collocataire ( 04/10/2010 14:37)
aaahhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh ha ha ha ha , petsa i bezesta hihihihi, fa iza no misy trano @ lisany reto alou bain a
128. andrywui ( 04/10/2010 19:15)
itadiavo trano letsy bain a ! hon hon hon hin hin hin petsa ah kle !...
129. andrywui ( 04/10/2010 19:16)
tena petsa marina ah le ... fa olty rapika a ! zama anie io manala anlah hatram maraina io fa ts zah e !! lanaky ny hehy lery teo niantso anah hon hon hon
130. andrywui ( 04/10/2010 19:21)
AOK'IZAY RY ZALAH A ! FARANO HATRETO AMIZAY BAINN FA MANKALEO BE A BEURRRKK OZY RABAZY ZAY .....



STOP
131. ouioui ( 04/10/2010 20:03)
Kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii, elah sy zama zany anie n o nifanala tato e, zah ary leisy vao izao no tonga bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-respect-43.gif[/IMG]
132. andrywui ( 05/10/2010 08:14)
alao any amzay lets fa itanlah ! isika lahy anie mahatanty vesatra fa i akama iry tsy de mirevy loatra resaka petsa ka sao lasa mampiady ny farany le izy e!

- zao ary lery nantsonlah zao fa itanlah efa ts mandray phon tson lery ! elah efa lazaina fa aleo ilamn amzay le mifana-petsa fa efa lagy b tonton mbola ataonlah iany !
133. nyhaingo ( 05/10/2010 11:51)
misaotra nohon'ny fifanajana nisy taminareo sy nahay nampijanona ny fifaliana ,izay tokoa no maha Malagasy iray ! mahay mandefitra ,ary dia inoana fa tsy hiverina intsony ny disadisa teo aminareo, mahafinaritra rehefa mahay mifanaraka sy mifanaja tsara ,misaotra ny amin'ny fahendrena e
134. collocataire ( 05/10/2010 12:20)
hihihihiihihihiihih mahamay be fianakams te hanao taminy tao hihihihihihihi , tohizo racyril a ihihhihihihihihi, raha mbola bevava eo dia haingao any mihitsy e hihihihihihihi
135. nyhaingo ( 05/10/2010 15:38)
i coloc a fa maninona no tohizanao foana ny fifamaliana eto e ,sao dia tsy mety intsony re e
136. cyril ( 05/10/2010 16:29)
Mangina ianao ry wiwi nyhaingo a, efa tsisy miresaka eo fa ianao no mitady loza, aza miditra kloty tery oz ouioui izay hon hon hon
137. nyhaingo ( 06/10/2010 08:19)
ento any ny hadalanareo ry cyril na ouioui ianao na zama na wiwi fa inona no koa no hiraharahako anareo a hihihihi anareo ny anareo
138. cyril ( 06/10/2010 12:03)
Fianakams milalao ireo ry toi a hon hon hon nareo anie mipapapapa e her her her
139. nyhaingo ( 06/10/2010 16:08)
rehefa mba aoka dia aoka izay ry ouioui a ianao ihany zao sisa no miteny eo fa ireo namanao efa hendry daholo hihihihih hon hon hon
140. cyril ( 12/10/2010 13:13)
okay zany fa tsisy kankay e ny resaka trop fotsiny no invitéo fa manjary mampiady e ivereno vakio izay noteneniko ra nisy tafaotra tao ,nefa jereo ny resakanlisany okay e mankalaza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2168