fafao

1. vonynive ( 29/10/2010 11:16)
salama hery,
hery a, zava-baovao ve sa za no nikitika zavatra tsy haiko,na tsy maharaka fa lasa misy oe fafao ny hafatro; zavatra sampona sa fanatsarana nataonao? msaotra
novalian'i hery ny 29/10/2010 14:57
2. hery ( 29/10/2010 14:57)
Ny hafatra farany nosoratanao, raha mbola sy nisy namaly, dia azonao fafaina.

Raha niova hevitra tampoka ohatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2814