Fitsipika ao amin'ny karajia

1. hery ( 01/10/2010 09:11)
Manomboka mamolavola miaraka ny fitsipi-pifehezana ao amin'ny karajia izahay amin'izao fotoana izao. Izay manana soso-kevitra hantsaràna azy dia afaka miresaka amin'ireo op ireo.

novalian'i ninikel ny 21/10/2010 14:43
2. ngaila ( 01/10/2010 13:57)
ok ,ataovy henjana mitsy
3. cyril ( 01/10/2010 23:08)
Aza be taraina ry foutre lainga ngaila oo hon hon hon, ta hanao taminy teo koa ataovy henjana hono e hon hon hon
4. zama91 ( 02/10/2010 04:47)
Ory ouioui an taiza moa letsy za no mba nampindramin ialahy an io ps an ialahy ouioui,
5. ouioui ( 02/10/2010 05:20)
Misy tsy mino ve hono zama? Aleo hazava fa tokana i ouioui bainn a ouioui ihany no ouioui mety misy nannan koa
6. foudre ( 02/10/2010 07:27)
Ka izay anie no mahavoa al'nlisany e! donto ny daina angamba ny acerveau n'lisany ka ny zavatra sorataln'lisa tsy tadidy klé, mba hajanony am'izay lety ny zava-mahadomelina klé!
ra ouioui mintsy no nanoratra an'izany teto lety ra zama91 a! misy ny ps à passe passe, rela le zama no mitondra ny bôl dia tena vedrana be avy hatrany klé, mety amn'elah lay ps n'elah nanjakely aloha e!
Raha ny sefon'ilisany ra ouioui indray no mitondra ny bôl tonga dia kobo, mahay mandahatra resaka be lery ary san faute lay fanoratra a! kay kléazaaaa, tonga dia izy no sefo oà.
7. cyril ( 02/10/2010 08:30)
Bandy mafibe her her her taiza toi nitsoaka hon hon hon
Misitriha tsara
8. foudre ( 02/10/2010 09:09)
Hitako mba efa mitolefika anie lisany izany e!
Raha hendry be lisany dia mijanona ny kozy mifanapetsa, raha manohy i lisany dia
avy koa ny bandy hangarona ny marina sy ny zava-misy rehetra klé!
Ny fifanajàna lety no takian'ny admin ato amin'ny forum fa lisany moa
no manao lalàna eto, amin'ity resaka petsa petsa n'lisany ity dia tatazo ao daholy ny mangidy sy ny mamy rehetra letsy a!
Ataon'lisany ppotika mitsy ve letsy ny dinika rehetra, tsy ny politika intsony no bahanan'lisany hanaparan'lisany ny lohamboto n'lisany, tsy misy asian'lisany hajany na ny kely na ny lehibe na ny lahy na ny vavy klé.
9. cyril ( 02/10/2010 12:48)
Diso be zany resak'i toi foutre a , afaka manohy politika izay hanohy ny antsika lalao mitohy hon hon hon
10. zama91 ( 02/10/2010 20:12)
Tohizo fa milay ry foudre,reveko be kozin ialahy fa ialahy tsy maintsy ho tratrako eto
11. zama91 ( 02/10/2010 20:33)
Ory ouioui tsy azoan ialahy ve le fanontaniako? I ouioui anie lesy fantatra ny mpapiasa azy e,moa ve io ouioui efa nampindramin ialahy meme une fois monja izay le fanontaniko.ataoko fa maza,eny na tsia fotsiny
12. ouioui ( 02/10/2010 22:48)
ouioui bainn dia ouioui ihany tokana no mampiasa azy sao tsy hain'ny ndry manipulateurs isany, ataoko fa mazava TSARA @elah koa zay ZAMA !!
13. zama91 ( 02/10/2010 22:51)
Tokana i ouioui f,efa nampindramin ialahy ahy ve oui ou non
14. zama91 ( 02/10/2010 22:52)
Tokana i ouioui f,efa nampindramin ialahy ahy ve oui ou non
15. ouioui ( 02/10/2010 22:58)
Leity ve tsy mahazo teny gasy e , ampindramiko anelah ve ouioui raha tsy olona mitapy e , mazava sa tsy mazava
16. zama91 ( 02/10/2010 23:27)
Mazava le kozy tsy nampihindtamin ialahy saingy betsaka ny olona eto no mi croir an izany mazava lesy merci
17. cyril ( 03/10/2010 02:41)
Mangina le be tenda ratsy tarehy ity petsa ialahy ry ouioui an hataon i tess
foudre:

Ka izay anie no mahavoa al'nlisany e! donto ny daina angamba ny acerveau n'lisany ka ny zavatra sorataln'lisa tsy tadidy klé, mba hajanony am'izay lety ny zava-mahadomelina klé!
ra ouioui mintsy no nanoratra an'izany teto lety ra zama91 a! misy ny ps à passe passe, rela le zama no mitondra ny bôl dia tena vedrana be avy hatrany klé, mety amn'elah lay ps n'elah nanjakely aloha e!
Raha ny sefon'ilisany ra ouioui indray no mitondra ny bôl tonga dia kobo, mahay mandahatra resaka be lery ary san faute lay fanoratra a! kay kléazaaaa, tonga dia izy no sefo oà.

18. andrywui ( 03/10/2010 12:01)
hoy foudre ouioui ..

Ny fifanajàna lety no takian'ny admin ato amin'ny forum fa lisany moa
no manao lalàna eto, amin'ity resaka petsa petsa n'lisany ity dia tatazo ao daholy ny mangidy sy ny mamy rehetra letsy a!
Ataon'lisany ppotika mitsy ve letsy ny dinika rehetra, tsy ny politika intsony no bahanan'lisany hanaparan'lisany ny lohamboto n'lisany, tsy misy asian'lisany hajany na ny kely na ny lehibe na ny lahy na ny vavy klé


elah mihitsy no tena ts manaja oul ato fa ivereno kely ny kozinlah sy i hery ,ika raha misy vanony kou eo elah mody manao gentil b eo nefa "rangorivao" be demony b !! sssshhh... alefaso alou le PS nlah rangorivao 69 iny fa iny no tena andrasako !!!!!!
19. cyril ( 03/10/2010 13:05)
Rahery sy ika no mody ialan'ialahy vokina wiwi , fa ialahy no tena folaitra , sakaiza manody , mpivavaka alahady maraina , mpangalatra aalahady hariva , mahamahina indray mantsy ialahy dia mody manao malahelo hon hon hon her her her
20. ngaila ( 03/10/2010 15:24)
Reo daolo zany reo tsy manaraka fitsipika,fianakam's klé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2785