TAOANA 2011 ,TAONA LIBERTE D"EXPRESSION !!!!!!?????????????????????????

1. bazilou ( 03/01/2011 14:16)
MIRARY TAOM-BAOVAO 2011 HO ANTSIKA REHETRA ,DIA HO AFAKA @ IZAO FANAMPENAM-BAVA ,HAINO AMAN-JERY , FISAMBORANA , FANAGADRANA , RISORISO , FANAMPOIZINANA NY MALAGASY TSY VAKY VOLO IZAO ANIE ITY TAONA VAOVAO ITY

MIRARY SOA NY MPISERA REHETRA IHANY KOA NA NITSOAKA ANY @ SOBIKA SY TRIBUNE ANY DAHOLO AZA NY TENA MAHERY VAIKA

MISY DINIKA MAHAFINARITRA IHANY KOA ANY @ BASYVAVA

VIVE LA DEMOKRASIA

VIVE MADA SY NY GALASAM
novalian'i amfhaja ny 05/01/2011 06:41
2. cyril ( 04/01/2011 12:07)
ok razokibe bazylou ..... izay mihitsy , aleo ny VAHOAKA hiteny !!!
3. amfhaja ( 05/01/2011 06:41)
tsy nisy olona nanaja ny democratie aloha h@ zao, afa tsy President Ravalomanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3106