Ary nilamindamina atsy amin'ny ...

1. cyril ( 10/12/2010 11:37)
Fivavahana sy Finoana atsy rehefa tsy nidiran-dry zalahy "mpanakorotana dinika" ireny !... iza mou fa tsy i Ika sy i ouioui sy i foudre iany ireo olona be loha manokorotana tao ireny e
novalian'i 0uioui ny 22/12/2010 10:15
2. cyril ( 13/12/2010 15:36)
rehefa reraky ny nanakorotana tany ry zalah zalah de pikatti foana no tenenina ..

lazaina fa i pikatti manopa

pikatti manala baraka olona


pikatti miteniteny foana tsy misaina

nefa mbola tsy itako mihitsy zay fahadisoana vitan'i pikatti teto fa ny fanenjehana ny PS n'oul no betsaka


na innn teneninareo na inn de izao no ahy vive pikatti

3. andrywui ( 14/12/2010 11:21)
tsisy niteny pikatti kosa teo lessy a .. elah no mahana zany !

de aona bainn aelaela a !
4. 0uioui ( 22/12/2010 10:15)
tsisy resaka ouioui mihitsy ny adalanlisany ry rawuix a

alamino any ny anlah sy batista ny fanakorotanana olona eto fa avelao za hirevy seul eto fa tsy quoi e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0096