Liste des messages

Liste des messages, inserés par 0uioui, par ordre de date
0uioui ( 31/05/2011 11:45)
Inona no atao hoe filazantsara ?
- Kristy maty araka noho ny fahotantsika , natsangana tamin'ny maty tamin'ny andro fahatelo, mipetraka eo ankavanan'Atra Ray Tsitoha ,ary mbola ho avy indray handray antsika izay miorina tsara ao Amin... suite
répondu par Tefigasy le 30/06/2011 12:05
0uioui ( 13/05/2011 08:48)
Ahodin'ny zanak'olombelona ny Tenin'Andriamanitra
- Tena marina io voalazako io fa betsaka ireo Teny izay voasoratra mazava sy raisina aminkitsipo(mahitsy) no misy manodina mba hifanaraka amin'izay eritreretiny sy ahazahoany tombotsoa na tombotsoan'n... suite
répondu par rijadolly le 25/05/2011 21:40
0uioui ( 11/05/2011 18:17)
Baiboly Tenin'Andriamanitra velona ..
- [u]Maranitra toy ny sabatra roa lela[/u] !...(baiboly) - Endrey ny hamamin'ny [u]Teninao raha nandramako [/u](baiboly), fa nanoatra ny tantely tato ambavako aza !... - fa velona sy Mahery ny[u] T... suite
répondu par 0uioui le 13/05/2011 18:15
0uioui ( 05/05/2011 09:18)
PAPA JOANY PAOLY II fa hono oa ...
Efa nilaza mialoha ve i pape Joany paoly 2 io tamin'izy mbola velona hoe [u]rehefa maty aho ry zanako isany de atsangano ho olotsambatra afaka dimy taona ??[/u] - sa de nahimpon'ny mpino sy ny eveka s... suite
répondu par mpive le 21/06/2011 20:54
0uioui ( 16/04/2011 10:26)
hita be hoe resy isika ,sady voahitsaka tanteraka
-Tsy hoe manome fo tsika mpanohitra mitambatra aho akory (arema ,tim ,3mv ,psd ,akfm ...) fa ny tsapa dia hatramin'ny nahalasa an'ingahy Yves Aimee ,sy ireo namana marobe izay vato nanohana sy hery n... suite
répondu par 0uioui le 21/04/2011 13:24
0uioui ( 02/04/2011 22:49)
efa reraka miasa ,mbola terendrafotsy ahavita.40mn iany..
Indraindray aho efa mitady tsy hanaiky tsony satria de tsy maintsy mahavita 30 -40mn n'y tena anefa vizanabe avy miasa, n'y niafarany? Refa ho tonga izy d nalefako tany...de Inona n'y tohiny ? Ady be ... suite
répondu par jesuisla le 29/01/2012 15:44
0uioui ( 03/01/2011 13:08)
miarahaba antsika rehetra tratry ny taona 2011
Miarahaba antsika rehetra dia samy ho tratry ny taona maro mitsingerina indray e ! N.B: misy annonce kely nalefako ho an'ny andriambavilanitra zay ao amin'ny resa-dehilahy ao ,mba vangio e ! ouioui... suite
0uioui ( 23/12/2010 16:01)
misy antso maika ho an'izay liana atsy amin resa-dehilahy atsy e
urgent ! http://forum.serasera.org/forum/topic/t3e96524c16e8e... suite
répondu par 0uioui le 23/12/2010 16:01
0uioui ( 23/12/2010 15:57)
mitady tovovavy manja za
raha misy aminareo ato ry reto na misy mahafantatra tovovavy hafa ka mila tovolahy dia izaho zay zay ah ,ka raha misy liana aminizay di andefasako numero tel izy de mifanao fotoana ,omeko hatramin'ny ... suite
répondu par jesuisla le 29/01/2012 15:52
0uioui ( 23/12/2010 10:27)
zama91 sy ny a misy antso maika
tena resaka marina ity bain a vao naheno a fa ny groupe "vitantsika io" paris ony toa misy hetsika key ataon'ny mpikambana "vitantsika io" ,ka tsara mifanantona ihany isika efa mifankahalala d dinihi... suite
répondu par andrywui le 03/01/2011 12:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083