mitady tovovavy manja za

1. 0uioui ( 23/12/2010 15:57)
raha misy aminareo ato ry reto na misy mahafantatra tovovavy hafa ka mila tovolahy dia izaho zay zay ah ,ka raha misy liana aminizay di andefasako numero tel izy de mifanao fotoana ,omeko hatramin'ny numeroako alefako eto raha ilaina izany fa efa maika be ah amizay resaka zay


merci e
novalian'i jesuisla ny 29/01/2012 15:52
2. 0uioui ( 23/12/2010 15:59)
marihako fa tokony ho ato ho ato mihitsy no mamaly izay sipa hikozy amiko fa efa may ambondrona ny bandy

raha mila fanampipanazavana kokoa izay liana ny hiadana de azoko omena adresse koa
3. 0uioui ( 23/12/2010 16:02)
http://forum.serasera.org/forum/message/m4d13717b0f96e
4. stysane ( 24/12/2010 12:07)
ouioui a! fa aona e! to tena maika be mitsy enao zany e! fa nisy inona e?
mandrasa kely rise fa ifanena @ se tsy ho ela eny iany lay tadiavin se a!
sady tsy azo hirotorotoana anie izy io e! fa ilana fandraisana andraikitra , sy fandanimpotoana ianiko ny fitadiavana vehivavy fa tsy asaina manatona maka ransenemant toizany e! mbo mandiana r ise mitady fa be ny tovovavy no tsara sy mety @ se a! zay alo fa de mirary anao aita lay tena tsara , sy mahalena lay may ambondrona any aminao any e!
5. 0uioui ( 25/12/2010 00:23)
ka za ange ry systane mitady ze sipa mna mila secret amiko mitsy zao , iza mo no ahalala azy sy za eto fa mba antso ny ahy ka ra misy mamaly le offres alefako defa milay aloha zay

za koa angamba tsy misy zay tsy mahalala anah isika rehetra ato amin serasera fa misy antony ah matoa efa mendy mafy tahakizao
6. stysane ( 25/12/2010 14:11)
OUIOUI a! ka ratsy fantatry ny olna nga le antony mamaly ny antsonao iza ka!
everiny hon fahamaizana afa fotsiny de ; na aka renceneman t aza izy to tsy
ho sahy akory ka! Nefa andramo iany alo fa so mba misy manaikitra iany ny jono e!
refa miletika ve ny bsou tsy isitina toi e! ary apoizo fa manaikitra zay ny
trondro e!
7. 0uioui ( 27/12/2010 10:36)
stysane a efa nisy iray namaly ny antso fa mila sosy ndray izy leroa de nihemotra ah a ..aiza no ahitako 40euro omena anazy ,fa tsy asiana resaka sosy le izy fa hataka sy fifanarahana mazava fotsiny hoe impiry no hanaovana azy...? de aiza no fotoana de zay ! sady efa may ah ry andriambavilanitra fa mba kingakinga mamaly nareo a iza no sahy ? iza no te hiadana ?
8. vovonana ( 27/12/2010 15:34)
sa ve ella mammé num ? de ahOn no andefasan'ella an'zany ary e!! tsy hoe tezitr'ella ra mba te hijery an'la fotsiny za klou ann!

9. 0uioui ( 27/12/2010 19:50)
ka na elah aza anie tsy olana mitsy fa mety foana e
-efa tsy ankifidy tsony ah zao fa na ozatra na hena na vorivorikena de homana foana ah fa efa tena ramaka be
10. stysane ( 29/12/2010 17:25)
slt e! ouioui a! aza mampiomehy eo ela e! fa nga zany fanao ka! ela ty de mampiomehy fona a! inona ndray zao le oe tsy mifidy io fa ramaka ?
de aona ko zany , andosiran ny sipa ela fa aza manao anzany e!
vehivavy iany asina e! @ zay mahazo fafinaretana tsara e! ok ela e! stysane!
11. Gasikamanja ( 29/12/2010 17:46)
Aza miala amy gasy e! Gasy ka manja ô!
fa zay maavoa anareo lelah! mitady manja fôna nefa reny matetika ny carross no bonn fa ny motera tsy mamely!
za exception ;-)


12. 0uioui ( 30/12/2010 10:22)
tena marina zany ry gassykamanja fa omeo num kitana ary ah fa tena mety carross milay be marina toi ,,,
13. fafane ( 30/12/2010 10:34)
Ny resaka hadalana de tsy miala @zay efa zatra miadaladala mahagaga, tsy mila tadiavina be ohatr'zao zany fa tonga ho azy eo
14. 0uioui ( 30/12/2010 11:17)
aaa fafane ! omeo num za fa marary be ny andilako fafane a mba iresaka fotsiny anie isika fa tsisy inn ee
nefa ra mifanarako ko ny tadindokanga de hiazakazahako maika any aminao any fa mangidy ty ry fafane aa
15. vovonana ( 30/12/2010 14:14)
za nge manao -ella- fotsiny e! fa za sipa Ouioui an,fa le mihOna an la mba mmmila carross 'mlay ko za f'az atao an'izany e! tsy hoe mangddddd fa mba an? mbazany e! fety kely.f'aza 'mtapy fotsiny
16. vovonana ( 30/12/2010 14:14)
za nge manao -ella- fotsiny e! fa za sipa Ouioui an,fa le mihOna an la mba mmmila carross 'mlay ko za f'az atao an'izany e! tsy hoe mangddddd fa mba an? mbazany e! fety kely.f'aza 'mtapy fotsiny
17. stysane ( 02/01/2011 10:56)
Ka ilain anie le sipa manja sy milay ry gasyka manje e! mon ny tena ianiko tsy de oe bandy ratsy fa mba otro try zay iany e!
18. 0uioui ( 03/01/2011 12:59)
tena be serimona be nareo ry reto nefa ny olona efa ho latsaka a iza le sipa mila fahasambarana aloh fa ty aho eto e , aveo tohizana ny resaka , zah zao tena efa repaka be mahitsy , herinandro mahery zao ny annonce nefa vao iray monja mila vola zay no mba namaly ,raha misy te hamaly aloha de eo à bagnolet na eo 18ém no ahitana anah maika ,tsy asiana arakaraka ny zava-bita fa rehefa leo de samy miala , samy vita , fa ra mbola toizana de isasahana amizay ny depènse ..! fa amizao voalohany izao aloha de izaho daholo no mipondre , izaho ouioui .
19. vovonana ( 08/01/2011 17:51)
bOnané lou ouioui! fa zao, tsy de le mampresaka b Otr'zao ataona 'zao fotsiny no ilako e!
f'anga tsy tia trondro gasy hono izy ry gasykamanja? fa tO requin fotsymena be lelo ireny angamba e!
20. cyril ( 09/01/2011 01:05)
Tsisy mamely daholo ny sipa serasera na carros na saina afa tsy ............ihany e,ny bandy moa efa tsy lazaina intsony , mpivavaka vetaveta saina , niveau primate lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.181