mitady tovovavy manja za

21. stysane ( 09/01/2011 07:23)
tena marina letsy zany cyril a! zany mitsy zao ny ataon iolona eto e!
nefa na de izany aza de ; mba misy iany ny tsara sy mamely e!
tazony atrany letsy ny zavatra tsara a! fa tsy mahafatiantoka zany a!
ok ary alo fa de @ manaraka indray e!
22. 0uioui ( 11/01/2011 10:51)
misaotra stysane !
dia misaotra an'ireo nanhina ny antso nataoko teto koa fa be ny kandida e ary dia afa-po daholo izy rehetra ! raha ohatra ka mbola misy vonona any ho any dia raisina antanandroa ihany aloha ,fa aleo tsy mandà kankana fa sarotra ny akamba
-raha mbola misy vonona na te hamerina dia afaka alefako eto ny adrezsse-ko ,bagnolet le izy fa ny detail rehefa raikitra ny sakoroka ataotsika
23. kotobelouh ( 09/02/2011 13:21)

Zany ve le oe manao totondry vola fa ratsy caross e?????? Afa-barak marin. ty ngamb kilemain de mod be rasak eo
24. vale ( 05/03/2011 02:24)
kotobelouh> hihihihihi

ouioui> ohatry ny aoana aloha ny description'izany sipa tadiavinao izany e? samy manana ny tiany sy hitany sy lazainy fa manja mants ange ny oul e, ka raha tsy lazainao oe otrotrizao le tadiavina tsy afaka manampy anao zay, za manana namana celibataire betsaka fa miankina am gout anao ftsn, sisa le azo ifanampiana!

cyril> tsisy manja oe ny sipan'ny serasera , loza koa izany, izany ihan no mahatamàna ny sipa hiaraka am ngozo fa mahazo "miss" sy mahafatifaty azy mints izy le lazain'ny bandy gasy sasany fa oe
ratsy ireny, fa mba jereo fa be manja bedebe ao fa tsy am gout anao ftsn ngamba, ao ry "petite" ao ry sergia", ao ry fionah", ets,ets,.....izay samy manja doldol, tena masika be enao zany a! o_O,,lolll
25. guant ( 22/07/2011 14:46)
za ko mitady a!
26. vale ( 31/08/2011 11:35)
guant> 'lu, inona ilay tadiavina? tsy mila mande lavitra akory toi fa karohy ange ao amin'ny sary rehetra ao fa tsy maintsy misy tian'toi ao! maztoh!
27. guant ( 06/09/2011 09:04)
za ko mitady ra misy
28. bellla ( 12/10/2011 13:49)
zao ndray ah vao nandalo ka mamaly, sa efa natahita ve ry ouioui????
za manko tena tsy mandiso fanantenana anlah mitsy araka io anarako io.. hihihihi
29. danbal ( 14/01/2012 20:03)
Ty le Ouioui ty de tena mampiresaka antsika fotsiny a, fa tsy vo eo ve nareo no leom-b... e,hoe ataon-drafotsinareo tsy mijaingy de zao ndray hoe mitady sipa manja , zay ange no ataoko hoe ndana mihitsy aloha rangah manantona psy fa hotran'ny misy rivotra zany nareo,de inona koa no manaraka? Aoka e, aleo tsy tohizana tsony, so de idiran'ny rivotra eto ko ny tenanay!Ok ry Ouioui a
30. labouche ( 26/01/2012 09:48)
bjr ouioui!zay ve mbola tsy nahitanle sipa manja be fone!efa taona vaovao ne tsik zao e!sode tokony ovaina ndray ny filamatra.ra mitady sipa manja be ianao de ratsy toetra.tsy aleo le antonontonony no tadiavina sady ny atsika gasy ne tsy de le manja fa le toetra soa e!
31. jesuisla ( 29/01/2012 15:52)
Nisy sp tena mlay b f tsy mety manambady mihitsy. Antony maro no mahatonga zany
1 - izy sy ny dadany sisa no velona, d sahirantsina izy. Iza hoy iz ny olona mety ahazaka ny rainy?
2 - b sex iz d naleony tsy mitia olon.
3 - mijaly b ny rahavaviny. D lasa matahotra lehilahy iz.
4 - Efa nisaraka izy. Ar efa saika maty mihitsy, f nodarohin'ilay bad t@ kofafa ngozalahib.
D matahotra iz sao ndray mbola voadarok @ kobaravikatsaka ngezalohab.
5 -Lay ao antranony mihintsy no misakana azy tsy hanabady. Lay kalanoro ao é.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2064