efa reraka miasa ,mbola terendrafotsy ahavita.40mn iany..

1. 0uioui ( 02/04/2011 22:49)
Indraindray aho efa mitady tsy hanaiky tsony satria de tsy maintsy mahavita 30 -40mn n'y tena anefa vizanabe avy miasa, n'y niafarany? Refa ho tonga izy d nalefako tany...de Inona n'y tohiny ? Ady be ...tia. tena ony ,tsisy dikany akory(nef efa 13mn ts ankiato ane zany e) de nasaina naverina forcé ndray...maty aho rah ts zay ony defa niaraka tam sipa tany...de naverina ndray nefa ny aiko efa KELY.. saika simba mits ah zalah à....Inona no hevitra zalah rah mbola manao ankanery iany rafotsy fa mahay ah à ...ary nareo vehivavy ko v tsy mba mi comprendre olona vizan'ny asa e maninnn no tia tena?
novalian'i jesuisla ny 29/01/2012 15:44
2. 0uioui ( 02/04/2011 22:56)
Sady efa reradahasa ve de mbola atao elabe ko e.... mba asio famindrampo iany re ry ramatoa isany à 20mn kosa lasa ndripa defa antonony e ra mila fanapiny anga de mba maraina ndray fa. tsy oe eo noho eo ra tsy zay de oe manao sipa sns no miainga eo ...
3. Peti ( 07/04/2011 21:00)
Salama ouioui, ka sao dia tsy ampy rano kosa ary enao dia mora maina hany ka lasa havizanana miampy ndray fa tsy fanalana mavesatra lay fanaovana adidy kou, tandremo anefa satria raha mitohitohy ny tahak'izany dia ho tezitra ny anao vavy ka lasa hitady any ivelany,any izy mety mahita tsirony hafa ndray dia sanatria tavela eo enao. Mametraha marimaritra iraisana e, karohy fa tsy maintsy misy ao. Bye dia mahereza.
4. 0uioui ( 08/04/2011 14:21)
ka mety anie le izy ry peti fa le izy atao elabe no tsy zaka e tadidio fotsiny ary fa rehefa w.e defa mivatsy yaourt ,ronono ,cola ...sy zao kaly mampahazo aina retra zao rafotsy fa tsy maintsy adiny 2h tsy akiato alou ny voalohany , adiny ray sy sasany ny faharoa , adiny ray ny fahateo ary atsasakadiny farafahakeliny vao mahazo mitsangana teo ..ny tena anefa efa vizaka niasa dans la semaine !..fa ny mahagaga aloha de vita foana hatramzay e !..
5. Lejoba ( 12/04/2011 11:47)
itadiavo fika hafa Baina fa ny aina no hanaraka @ izany ny farany a. Tsisy fifaliana intsony izany fa romoromo sy ady indray no vokatra azo, ny tena efa vizana.
Asio resaka mazava @ rafotsy koa fa tsy ny sain-dratsiny no mitondra an'io. Eto Paris, betsaka ny bandy manambatra asa livraison sy enlèvement no manana io olana io, tsy mahavita tsotra izao aza. Mifoha maraina be, mandalo mikaly antoandro, mipetrapetraka eo dia lasa indray, alina @ 9ora any vao tafody isan'andro, ny sasany alatsinainy - sabotsy.
Miankina @ ankizy @ izay ny fifanarahan'ny ao an-trano. Misy vhv miasa vatana be koa ka tsy mitady firy, misy miandry fotsiny dia manome tsiny. Miankina koa @ hoe atokisana ianareo na tsia. Asio fotoanany e: 1 isan-kerinandro, isan-tapabolana raha ilaina ....
6. AndriambyII ( 13/04/2011 23:28)
Tsouttsa kely lesy ny alaolana ra oui oui ny @ izay a ! Aza hadino ny mvidy potiche @ annive-ny manaraka ! cool raoull ! coollllll !!
7. peta83 ( 15/04/2011 07:54)
za vevavy an! fa kosa alo tena tsy manao an'izany ny vadiko eh!nenao efa tena trop be, aiza ko de hoe: 2h ny voalohany, 1h30 ny faharoa, 1h ny fahatelo!!!!??? f'anga le vadinao tsy miasa? sa tena sipa matanjaka be mitsy!!! alefaso ny conversation nareo mivady fa efa tsy devoir tsony zany fa lol.....
8. peta83 ( 15/04/2011 07:55)
......fa efa harcelement sexuel
9. Peti ( 15/04/2011 08:36)
Na sao dia misy foza orana ny vadinao dia tsy afak mintsy lay mangidihidy ka sao tsara entina manatona dokotera zahany, maty ho azy @ fanaovana adidy eo enao kou.
10. 0uioui ( 15/04/2011 09:27)
Peti a le izy alou tsy ahafaty ah fa ny vizana sy reraka sy mangorohoro lohalika lava na mitsingongoana alou de matetika e
----ny tena loza de le tsy mahafaka tohatra lava !...fa efa nazavaiko ihany i rafotsy oe vita anie ny amiko neny e ! fa tsy te ahalala izy e ny azy ihany !! rehefa mahafaka ny adiny iray tsy latsaka elah defa bravo zay !...
----fa izy kosa aloha aty amin fanindroany sy fanitelony de matetika mba izy no ambony e mba azoazo ny aina amin'iny !..
11. 0uioui ( 15/04/2011 09:30)
fa ny toro hevitro ry zareo andriambavilanitra de zao a ... mba omeo rariny ihany izahay lehilahy faza de tia tena be loatra nareo a mafy anie ny mamerina fanindroa ,indrindra fahatelo aniny fa mba jereo ihany le namana e
12. 0uioui ( 15/04/2011 09:41)
hoy lejoba

Asio fotoanany e: 1 isan-kerinandro, isan-tapabolana raha ilaina ....

1isankerinandro , isantapabolana ? ..eee raha mba izany no tanteraka lejoba de mba nanan'aina be ah sady matanjaka lava a zah anie ry zalah ka mitezotezo kely sy farofy mitsy e
13. sasaa ( 15/04/2011 13:51)
za sipa a!
Aiza kosa de misy anizany! trop be kosa !!!!!!! fa hasarotampiaro ahona loatra ny anareo? marina ny an'i peta83, ny fifampiresahanareo mivady ihany no ala olana @zany!fa zaranao aza alony fa any @nao izy no mitady nefa na de zany aza sao anao fatigue générale eo enao vao tsisy analany ny fony eo tsony kou!! Voa mafy @zany!
14. m.i.s.a ( 15/04/2011 15:23)

0uioui:

Indraindray aho efa mitady tsy hanaiky tsony satria de tsy maintsy mahavita 30 -40mn n'y tena anefa vizanabe avy miasa, n'y niafarany? Refa ho tonga izy d nalefako tany...de Inona n'y tohiny ? Ady be ...tia. tena ony ,tsisy dikany akory(nef efa 13mn ts ankiato ane zany e) de nasaina naverina forcé ndray...maty aho rah ts zay ony defa niaraka tam sipa tany...de naverina ndray nefa ny aiko efa KELY.. saika simba mits ah zalah à....Inona no hevitra zalah rah mbola manao ankanery iany rafotsy fa mahay ah à ...ary nareo vehivavy ko v tsy mba mi comprendre olona vizan'ny asa e maninnn no tia tena?
mampiresaka fotsiny ity Ouioui ity re olona a! manasoketa ny solon'anaran'i "ouioui" fotsiny no ataony @ ity dinika ity. pfffffffffffffffffffff beurkkkkkk
15. Amiko ( 17/04/2011 07:49)
ouioui a! zao hany e! ninoninona havizanana de tsarovy fa ny fanaovan ny mpivady firaisana aranofo de tokony tsy ho adinoina ianikoa , satria ny firaisana ataon ny mpivady , na ny mpifankatia dia : Hery lehibe iray iazonana ny fitiavana mba tsy ho rava sy angatsiaka!

fa ny tena tsara alo de mifampiresaka tsara ny mpivady , na ny mpifankatia
ny asa tsy azo ajanona , ny firaisana ianikoa tsy tokony ho banga; nefa tsy maintsy atao ampitiavana fa tsy oe anenjika isa akory a!
mila milamina tsara nefa refa manao fa tsy maimaika ny andefa taimbo fotsiny de avieo miala!
mila mizatra miazona tsirinaina atraminy 2,na 3h vo alefa!
amzay sady tsy reraka no samy mba mahazo fahafahampo ny andaniny, sy ny ankilany! tsy mamovokovoka fa mba milamina tsara sy miovaova position refa manao de tsy manina e!
ary na de! isanandro aza no manao de! tsy reraka zany , fa mikaly tsara fotsiny!
koa mba andramo de ho itanareo ny tsirony , fa lehilahy zah no manoratra ho antsika eto,
zay alo ary fa de @ manaraka ndray miresaka !
16. 0uioui ( 18/04/2011 06:34)
Amiko... misy hisainana tsara io torohevitrao ka..fa tamty WE ty zao de mandainga ah ra iteny oe imbalo tany 50 n'a40mn tsirairay n'y latasiko tsy maintsy novitaiko,,fa za ko aloha de tsy te hanaonao sipa zany tsony e mahakamo ahy ny maita vehivavy fa otran hamono ah zany daolo ze itako
17. 0uioui ( 18/04/2011 15:43)
aoka m.i.s.a .. a ! efa mafy ane le mahazo ahy de mbola latsainao ndray ve e . raha vitanao izany mahavoa ahy zany dia tena miaiky anao aho !
fa na io toro hevitry Amiko io aza de torohevitra fe torohevitra fotsiny fa tsy mahatanteraka anizany 3 na 4 fois isaky ny W.E zany fa otran'ny lamba ny tena vao afaka eo ! ny hany mba fahafinaretako de le andavanandro mba ndray mande 30mn na 40mn eo iany de afaka !..fa vao mitsidika ny faran'ny herinandro defa miomana indray fa tsy hanaiky i rafotsy !
fa izy kosa tsy mitady any ankafa zany tsony ka ! zavatra efa dridrany be io ve de ho aiza ndray e mitsovaka eo ko izy ra vao be vinany amzany
18. bonne ( 20/04/2011 08:55)
Tena haiko tanteraka ty ouioui miresaka eto ty @zao, fa aiza kosa de isan'andro ve hanao fona raha tsy mpifankatia vao niaraka angaha de manaiky aho, fa le izy lazaiko anareo fa refa @ fitiavana no anaovana azy de mamy fona io sady tsy manao exagerer be zany fa arak'zay zakan'ny tsirairay e, fa ny an'i ouioui toa efa corver koa, didy fa tsy mba plaisir tsony, asiana elanelan'andro de avy eo eo samy maheno tsirony na rafotsy na rangah, ka tsy zay ry zareo?
19. m.i.s.a ( 20/04/2011 13:14)
mampihesona fotsiny io fosika OuiOui io! zao lazainy zao ve dia tsy arakareo e? beurkkkkkkkkk
20. 0uioui ( 21/04/2011 13:16)
o ra m.i.s.a a !

efa zao ve letsy ny fahoriako de mbola lazainlah fa tsy marina ndray fa mampiesona ah !..taiza letsy nahalalako anzany sex shop zany , taiza no nahalalako anzany cola sy ny namany zany raha tsy voatery lava ah !
le izy anie lety tsoriko amlah m.i.s.a fa tena tsy ankifona mihitsy rehefa tonga ny WE e !...fa za tsy iteny oe manodiava anlah fa za zao no efa miaritra anzany amzao !!!
-ny alahady ah tsy manaiky aloha fa vitaina hatram 18h fa mba maka aina ah e , fa ny samedi , vendredi , dimanche de valalalanina tanteraka elah vao vita ny WE !...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8714