tena resaka marina ity bain a vao naheno a fa ny groupe "vitantsika io" paris ony toa misy hetsika key ataon'ny mpikambana "vitantsika io" ,ka tsara mifanantona ihany isika efa mifankahalala d dinihina oe inona le atao ,sa aona bain ? ok tsisy kankay tsony e