merci rahery a ,nilay ny serasera

1. andrywui ( 16/10/2010 16:34)
Nasian'i hery cadre nilay be orange ny espace rehetra de nataony loko orange otran'ny lokon'ny TGV koa ny soratra quote ,hin hin hin mety efa pi-maso ndray zao io ataon'i tonton orange fona io aaa ... i tonton manko fetsy lahy zay ! ...
novalian'i andrywui ny 23/11/2010 09:32
2. andrywui ( 16/10/2010 16:37)
le smilay sisa tonton de milay be ny serasera a !...

be ndray no ho petsa amity 2011 ity fa mapazoto be zao ato !

ry ouioui mianakam's no mbola malaindaina fa nanao hadalàna be tato de menatra ny hiditra !
3. antimpanahy ( 19/10/2010 11:04)
Tena tsara anaka ny serasera-tgv izao a mahafinaritra


misaotra anao nahamarika !
4. cyril ( 19/10/2010 12:10)
ha ha ha ha ha

ha ha ha ha ha
5. hery ( 26/10/2010 09:12)
Hmmm.

Ary tsy hitako izany. Sao dia mba ny any aminareo no niova?

Tsy nanova site mihitsy aho mantsy tato ho ato.
6. vonynive ( 29/10/2010 11:57)
za koa tsy mahita quote orange zany ka
7. cyril ( 02/11/2010 14:14)
koin koin koin nahita volana ndray rawuix leuleu aiza ze niova eo rawuix fa lany daty ny PC anla zay a koin koin koin ny cadre iany no niova orange andraso anie za hanao quote ra misy ninonin zany eo e koin koin koin

koin koin koin koin mamay be rawix ,,,fa tena iza ony le bandy be tenda voan'ny cancer de gorge zany


aiza zay zavatra niova eo ?
8. cyril ( 02/11/2010 14:16)
jereo tsar fa le quote tsy niova fa le citation navoakany no niova orange ,mety marina iany le izy bainn a , satria avy nanao quote elà de niova orange le citation , enao ko tonton otran' mamely anle fianakams fon fa niova orange tokoa io quote io refa nivoaka ilay citation eee
9. cyril ( 06/11/2010 15:12)
orange otran'ny TGV marina io talo fa niova somary mena ndray izy zao ,mailo hery fa mi déste tgv ngama nefa sendra orange le vopetaka teo koin koin koin jereo fa hanao quote ah ho jerena ndray

koin koin koin koin mamay be rawix ,,,fa tena iza ony le bandy be tenda voan'ny cancer de gorge zany


tena orange marina
10. andrywui ( 23/11/2010 09:32)
marina fa refa nikozy ah de nihazakazahan'i hery novaina bleu haingana le izy fa gaiaka be lery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2719