antontan'isan'ny mpikambana serasera.org avy @ lafy valon'ny tany

1. vonynive ( 24/11/2010 09:07)
fanontaniana ho an'ny mpandrindra,
finaritra !
azonareo atao ve ny manome ny antontan'isan'ny mpikambana eto @ serasera.org avy @ lafy valon'ny tany fa mba liana ny tehahalala ny isan'ny mpikambana eto Dago sy ny any ivelany aho
toa maro ny avy any ivelany e?
fa raha tsy azo atao noho ny antony manokana dia tsy maninona ka
novalian'i andrywui ny 25/11/2010 16:27
2. hery ( 25/11/2010 16:12)
Afaka mandeha ao amin'ny http://namana.serasera.org dia eo amin'ilay hoe fitadiavana namana misy hahitana hoe aiza sy aiza avy ny namana.

Fa mazava ho azy, izay fenoiny ihany no mipetraka ao. Izy anefa afaka milaza hoe Bresil na dia eny Ambodinisotry aza no mipetraka.
3. andrywui ( 25/11/2010 16:27)

Izy anefa afaka milaza hoe Bresil na dia eny Ambodinisotry aza no mipetraka.



gaigy ndray zany !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6776