PIKATTI / fanambaràna lehibe

1. cyril ( 20/12/2010 17:01)
izaho : dilouioui Pikatti dit foudre dia manao fanambaràna lehibe ho atsika mpisera fa :

TSY HIDITRA ATO AMIN'NY SERASERA INTSONY AHO RAHA TSY :
miala tato sady tsy miserasera ato intsony ireto olona ireto :
1éré liste
--batista
--nanjakely
--bacouli
--feticon (feu)
--jojo-bebe
--danielle
--cyril gtt
2é listes
--Halloween
--gratos
--nyhaingo
--cyril tgv+-gtt
--antimpanahy
--swann
--stalingrad

-----------------ka raha mbola tianareo hisera eto izaho pikatti de esory aloha ireo olona ireo vao miditra aho fa tsy tiako mainty ny zavatra nataony momba ahy sy ny nanaovan'ireo ahy .

misaotra ny mpiandraikitra!
2. cyril ( 20/12/2010 17:25)
bainnn aaa tena kozy ty resako am toi ty !... ovay io mot de pass n'i cyril ty fa tsisy ze tsy mampiasa azy ny olona rehetra ! io zao defa tsy hainlah oe iza ndray io cyril eo ambony mamely anlah io !!... tsisy ze tsy manana anle cyril ane lty ny olona e !! kozy e !...cnefa ze mandefa dinika eto ka ps cyril izy zay de mihazakazaka daolo ry lerony mamely anlah
3. cyril ( 20/12/2010 17:26)
de faninnn aminio zao bainn de hifontafonta hamely anay mtsamy eto nefa de tena mino ah fa olona hafa mihitsy io
4. stysane ( 21/12/2010 16:16)
cyril a! miverena letsy fa malaelo anla zahay a!
aza ireo olona vitsy ireo no andaozan la ny akama rehetra e!
atakalon la @ fialan nla ny @ nazireo zany zahay ?
iangaviko letsy ela ry bain a! miverena letsy a!
malahelo anla letsy ny akama rehetra a!
koa ra mety letsy de mba miverena a!
na de iserasera amiko sy ireo tsy nanisy ratsy an la iany aza e!
mivarena letsy de avieo jerentsika ze tokony atao a!
apina letsy ela @ zany fa miverena !
zay letsy lo , fa de miandry apatokina ny fiveren la , izaho sy ny rehetra a! stysane iany letsy a!
5. 0uioui ( 22/12/2010 10:12)
fantatro ela systicerkozy a haiko ela fa i batista

ho tohizana anga ny resaka ry bain ?

ela ane ry bain efa koboko fa ny argument entinla eto fotsiny aza defa maivana e

aza mitady loza ry akama aa
6. stysane ( 22/12/2010 15:49)
azafady ry ouioui a! aiko tsara fa tsy fantatrao akory aho e!
ary tsy i batista zany aho ,na i systicerkozy nao zany e! ko a aza misaina zavatra dratsy ny afa , ary tsy enao ko anie no anoratako fa i cyril e! noho izany dia tsy tokony ho tezitra @ zany enao ry ouioui a!
sa enao ko fotrotra nampiala any cyril ?
7. 0uioui ( 23/12/2010 15:54)
ngah i cyril ry ledada niala tato zany a

io cyril io no be mpahalala ndrindra ato

mifona ary e
8. andrywui ( 30/04/2011 15:10)
huhuhuhu... misy resaka mapme be ato !! ...de mbola le cyril ni-monopolize nlery irery io ve ?? efa leo an'io ny kofy ry bainn aa..
--fa misy kozy mande ry bainn avy any amin'i Nanja kely fa ra mbola itany manangasanga ato ony elah de hotsaninilery tanteraka eto ndray le resaka voretra be iry !!...(le tsy nanmpiditra serasera anlah tsony zany e )...zay !! hafatra ny ahy iny !!...
9. dadabe ( 06/09/2011 17:26)
mannn ne mannn zany leu leu
10. BozyCaline ( 10/09/2011 22:01)

ato anie mahazo vahana ny olona manala baraka sy manaratsy ary MPISANDOKA. Efa tsy miara mirona sy MItovy fomba fisainana @ ny ato enao ; AZA gaga raha be manenjika sy manaratsy.

[size=14]aza mialà izany , mijoroa hatrany midira ato asehoy anireo mpanaratsy anao fa manana ny maha izy azy enao[/size]

[size=15]Aza mananetana ny mpiandraikitra Mr HERY ato enao hamaly sy hanala anireo olona mpanaratsy sy mpanalabaraka eto. [/size]

:) :) :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6596