KELY LOATRA NY TAKELAKA ATY AMIKO

1. rijadolly ( 16/05/2011 16:11)
HS kely: ohatry ny lasa kely loatra ilay takelaka dia somary kamokamo mamaky ny soratra kely ny maso, sa ny ahy ihany no manao izany??? inona ny vaholana raha ny ahy ihany???? Misaotra mialoha
novalian'i rijadolly ny 17/05/2011 14:42
2. rijadolly ( 17/05/2011 14:42)
efa voavaha ny olana fa misaotra betsaka e! avy ety amiko ny antony fa mialatsiny an' ireo mpikarakara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1668