FANAKAVAHAN'NY OP AO KARAJIA SERA

1. BozyCaline ( 06/09/2011 19:51)
ny aty milaza ny zavamisy hatrany; averiko eto fa ny fanakanana atao OP ao karajia sera dia fanavakavahana ,

misy olona ao manompa manaratsy manala baraka hitambahoaka tsy voasakana.
[size=15]OP ao manavakavaka; efa mpisera miteny ny heviny tsy fanaraka @ hevitry ny OP dia bannie; fa ny olona mpanompa , mpanalabaraka dia omen'i OP vahana ao; ny OP aza no miaraka manalabaraka @ nilay olona ohatra ANANKOUDA sy ny troupeny.
[/size]

Inona ny antony hamafana ny dinika apetrako aloha??
novalian'i andrywui ny 17/11/2011 09:01
2. locl ( 08/09/2011 19:55)
Ka io aza tsy voafafa kouuuuuuuu
3. BozyCaline ( 09/09/2011 15:21)
nisy dinika hafa napetrako tato fa nofafan'i hery, izany natonga nanontany ny antony e! :)

ao karajia sera NY OP moderateur ao dia dictateur efa tsy fanaraka @ heviny ny soratana dia sakana no atao , na hoe miresaka @ ny sipany ao salon dia voasakana.

tsy hita ny maha moderateur azy ireo , natao resahiny olona rehetra fahalalako anilay sera. ireo OP tsy mahita afa tsy tenany ihany sy ny heviny ihany e! tsy misy demokratie nefa soratra no vakina sy natao hiadikevitra ara tsoratra

[size=14]ohatra manoratra aho hoe "ao sera natao hitadiavana vady ho anireo irery " iny enao dia bannie a matsiaro anisanireo mitady vady angamba ilay OP ka tsy tantiny mamaky ny soratro

[/size] [b][size=16]Bozycaline any @ tehina.tk izay te resaka tsaty amiko , any indray isika
mi tafa e :) :) :*![/size]


4. andrywui ( 11/09/2011 20:54)
bozycaline a===)) efa problemme be mpetraka hatramzay ato ,mitsy io manavakavaka io satria fantany tsara ary akamany ilay PS ....de enao adva fona no miotsana refa misy taralila ..!!
5. BozyCaline ( 12/09/2011 08:18)
andrywui:

bozycaline a===)) efa problemme be mpetraka hatramzay ato ,mitsy io manavakavaka io satria fantany tsara ary akamany ilay PS ....de enao adva fona no miotsana refa misy taralila ..!!


Tena marina ny anao e ! tsy fanaraka @ Tanjona tadiaviny ilay karajia hoe toerana natao hiseran'ny malgasy eranizao tontolo izao.

[size=14]Efa tsy midokadoka sy tsy manoratra teny araka tiny ireo OP moderateur enao dia vosakana.
Tsy voatery hitovy hevitra @ OP daolo ny olona tonga ao. Ny asany dia ny manakana ny olona manompa sy manlabaraka ohatra Kounda sy troupeny izay manao anizany tsy ho voasakana mitsy izy ireo satria mpisolelaka anireo OP [/size]


i Angie irery no Op hitako neutre sy impartiale ao domage tsy mi connecter firy intsony izy.

6. andrywui ( 17/11/2011 09:01)
tokony averina i Angie zany ry hery fa botéo any zao tsiparifary mandoto rano ao zao fa tsy mitazona ny andraikiny tsara fa mampitsitokotoko ny fianakams serasera a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0915