niha hendry daholo ry zalah nalaza nisy fahavoazana tato ireny ,mangatsiaka koa le andro de nifitsaka daholo ny aretindratsindry zalah ,ny mitapy niha hendry , ny efa adala niha nahatsiaro saina , ny vao nahazo aretina nihanalefaka , donko mlamina tsara alo hatramzao ny serasera ,tsisy claclan na ady na vehivavy tezitra intsony fa nifanaja , ny aretina afaka daholo ,ry PIKATTI izay anisan'ny efa nipaorina tato teo ireny aza de efa niverintsaina tsara zao de lasa mpanohana ny GTT international ko lery (jereo sary ao ambany)