Lettre truffee de fautes envoyee en Hommage a danielle Mitterand et scandale DSK

1. nary923 ( 22/11/2011 14:44)
Ireo Frantsay ireo miseo strict ery eto fa mba ndao jerena anie ity ataon`ny service de presse ao @ presidence francaise.

Pays developpe, mon cul !! firenena ratsy saina tay no sady firenena tsy mahavita manena chomage akorony no miseo milay ety Afrika aty. Io lettre io indray dia amiko, mi-refleter an`ilay antsoina hoe decadence-ny laFrantsa, sy ny fomba fisainany.

Io ny lettre nalefan`ny presidence francaise (contenant 5 fautes d`orthographe)

http://fr.news.yahoo.com/lhommage-truff%C3%A9-fautes-lelys%C3%A9e-%C3%A0-danielle-mitterrand-115923877.html

ary ity indray article mahafinaritra momban`i DSK (izay olona nanana ny maha izy aza anefa taloha, kanefa izao dia tena hafa baraka tena tsy misy aotran`izany)...tena ireto vazaha sasany ireto hay kay tena tsy mamely mihitsy fa mbola mahagaga ireo gasy sasany (kely saina no sady maivan-doha) raha manompo an`ireo mihitsy (aza milevona eto Madagasikara eto koa raha toa ka efa vonona hamadika firenena fa mandiana any Frantsa any milevona rehefa analika y tsy hanaja Malagasy koa).

http://www.lexpress.fr/actualite/societe/justice/l-effarante-double-vie-de-dsk_1051098.html#xtor=AL-447

mahazotoa mamaky re tompoko !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2194