Raha sendra tsy tafiditra @ serasera

1. hery ( 19/01/2012 08:32)
Tamin'iny faran'ny herinandro teo iny dia nasiana fanovana kely ny milina anatiny momba ny fidirana eto amin'ny takelaky ny serasera.org rehetra. Amin'izao dia tsy mila mampiditra solonanarana isaky ny mifindra site intsony fa indray mandeha ihany.

Raha mampiditra solonanarana ohatra ianao eto amin'ny dinika, dia rehefa mifindra ao amin'ny namana dia tafiditra avy hatrany.

Raha toa ka misy tsy tafiditra dia afaka mandefa hafatra email aty amiko hery@serasera.org

Misaotra
2. fahamarinana ( 19/01/2012 09:36)

hery:
Raha mampiditra solonanarana ohatra ianao eto amin'ny dinika, dia rehefa mifindra ao amin'ny namana dia tafiditra avy hatrany.

Misaotra nilaza e! :)
3. bozycaline ( 19/01/2012 19:11)

[size=15]Raha toa ka misy tsy tafiditra dia afaka mandefa hafatra email aty amiko hery-at-serasera.org

[/size]

[size=15]mamaly ny email ny olona ve enao io ra HERY? magaga ihany izany anga moa enao manmpotona @ nizany.

[/size]ito extrait resaka pv tamin'i HERY

[17:20] ma toa misy ny webmaster natao hamaly ny EMAIL ny mpiserara
[[17:20] olona 25.000 nareo ngah mahakarama ahy?
[17:20] tsy voatery hamaly anao aho
[17:20] izaho koa manana ny asako

[17:46] *** hery is away: Tsy eo kely aho - ity ny adiresy raha maika hery@serasera.org
4. rijadolly ( 20/01/2012 18:54)
Misaotra betsaka an'hery amin'izay hezaka lehibe nataon'se izay.

Misy zavatra voamariko indray tato ato Hery, izay tena tsy tokony ho hisy. Tsy fantatro na izaho irery na vokatr'ilay hezaky se izay, fa dia vetivety kely loatra ilay elanelam-potoana mitaky fidirana hafa indray rehefa tafiditra ianao. Izany hoe, miditra aho izao dia rehefa afaka 3mn eo dia mitaky ny fidirako indray. Hany ka tsy hafaka minjanona ora iray na maromaro ianao rehefa tafiditra dia very ilay valiny noho izay fangatahana fidirana vaovao fohy dia fohy izay satria rehefa miditra vaovao ilay notakiany inday dia asainy misafidy lohahevitra fa tsy ilay nosoratanao izay valiny no miseho eo.

Misaotra betsaka Hery satria fantatray fa tsy mora ilay asa, Mankasitraka e!
5. hery ( 20/01/2012 22:33)
Ok hojereko io rijadolly

rijadolly:

6. mirananirina ( 23/01/2012 16:29)
Izahay aloha refa manoratra ry bozy de novalian i Hery foana satria momba n'y sera2 no anontanianay fa tsy momba ny olona mpisera akory n'a manaratsy olona
7. m.i.s.a ( 25/01/2012 17:54)
ekena ny voalazan'i mirananirina, any @ hafa any ianao manala vokona fa afangaronao daholo ny katsaka , tsaramaso sy ny voanjobory ka mankaleo be e !
8. bozycaline ( 27/01/2012 10:22)
m.i.s.a:

ekena ny voalazan'i mirananirina, any @ hafa any ianao manala vokona fa afangaronao daholo ny katsaka , tsaramaso sy ny voanjobory ka mankaleo be e !

[size=15]Marina fa makaleo anareo satria tsy tantinareo isany ny zavamisy sy ny marina izay asehoko hatrany . Ary fantatry Hery tsara ny zavatra tiko lazaina.
Be ny olona ohatra nareo ataon'i Hery fitaovana eto nataony ho mpisolo vava azy
.[/size]

:) :) :) :)

[size=16] Manina tsy ilay Hery no mamaly ahy???[/size]

9. mirananirina ( 29/01/2012 18:00)
Na tsy atao mivandravandra be aza ny soratr'i bozy de hitanay foana,vao maika mampi tsy te hamaky mijery azy ohatra an io.,
Mahagaga indray ilay hoe ataon ol fitaovana ,eto samy manana ny sainy sy ny heviny.
10. bozycaline ( 29/01/2012 22:18)
mirananirina:

Na tsy atao mivandravandra be aza ny soratr'i bozy de hitanay foana,vao maika mampi tsy te hamaky mijery azy ohatra an io.,
Mahagaga indray ilay hoe ataon ol fitaovana ,eto samy manana ny sainy sy ny heviny.

[size=15] Nataoko vandravandra ho mora vakiana, fa tsy voatery hamaky daolo koa anie!
mametraka zavatra hitako sy ny hevitro ohatra ny olona rehetra manoratra eto aho
[/size]

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2578