Te hanokatra blaogy mafy

1. Azrael666 ( 23/04/2023 18:22)
salama daholo ry namako isany,
araka an'io lohateny io dia te hanana blaogy mba hanoratako ny aingam-panahiko aho dia tsy mahay. Miezaka ihany manaraka an'ilay etape ao fa tsy tafavoaka. Ka ny mba angatahako dia mba hisy hanoro @ alal@ capture d'ecran misy exemple. Tiako raha mba Mr Hery mihitsy no manazava azy. De farany tsisy vola aloa @ site d'hebergement ve?
MANKASITRAKA TOMPOKO
novalian'i Azrael666 ny 5 andro lasa
2. LurissAdr ( 24/04/2023 18:11)
Salama,

Raha te hanana blaogy ianao dia manasa anao hanokatra blaogy ato amin'ny wordpress.com fa sady misy version gratuit ny ao no moramora kokoa aminao ny manokatra azy. Ilay ato amin'ny ny blaogy.com sy ny blaogy.org ato amin'ny serasera.org mbola samy andalam-panamboarana avokoa dia mbola tsy dia tena afaka hidirana amin'izao.
3. Azrael666 ( 5 andro lasa)
misaotra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.1267