Te hanokatra blaogy mafy
1. Azrael666
(
23/04/2023 18:22)
salama daholo ry namako isany,
araka an'io lohateny io dia te hanana blaogy mba hanoratako ny aingam-panahiko aho dia tsy mahay. Miezaka ihany manaraka an'ilay etape ao fa tsy tafavoaka. Ka ny mba angatahako dia mba hisy hanoro @ alal@ capture d'ecran misy exemple. Tiako raha mba Mr Hery mihitsy no manazava azy. De farany tsisy vola aloa @ site d'hebergement ve?
MANKASITRAKA TOMPOKO

répondu par 1word4pics le 02/09/2025 16:26
2. LurissAdr
(
24/04/2023 18:11)
Salama,
Raha te hanana blaogy ianao dia manasa anao hanokatra blaogy ato amin'ny wordpress.com fa sady misy version gratuit ny ao no moramora kokoa aminao ny manokatra azy. Ilay ato amin'ny ny blaogy.com sy ny blaogy.org ato amin'ny serasera.org mbola samy andalam-panamboarana avokoa dia mbola tsy dia tena afaka hidirana amin'izao.

4. cuffbid
(
08/08/2024 06:41)
Raha te hanana blaogy ianao, dia manasa anao hanokatra blaogy ato amin'ny WordPress.com, satria misy version gratuit ao ary mora kokoa aminao ny manokatra azy.