Te hanokatra blaogy mafy

1. Azrael666 ( 23/04/2023 18:22)
salama daholo ry namako isany,
araka an'io lohateny io dia te hanana blaogy mba hanoratako ny aingam-panahiko aho dia tsy mahay. Miezaka ihany manaraka an'ilay etape ao fa tsy tafavoaka. Ka ny mba angatahako dia mba hisy hanoro @ alal@ capture d'ecran misy exemple. Tiako raha mba Mr Hery mihitsy no manazava azy. De farany tsisy vola aloa @ site d'hebergement ve?
MANKASITRAKA TOMPOKO
novalian'i kundewayne ny 9 andro lasa
2. LurissAdr ( 24/04/2023 18:11)
Salama,

Raha te hanana blaogy ianao dia manasa anao hanokatra blaogy ato amin'ny wordpress.com fa sady misy version gratuit ny ao no moramora kokoa aminao ny manokatra azy. Ilay ato amin'ny ny blaogy.com sy ny blaogy.org ato amin'ny serasera.org mbola samy andalam-panamboarana avokoa dia mbola tsy dia tena afaka hidirana amin'izao.
3. Azrael666 ( 31/05/2023 15:50)
misaotra e
4. kernuo ( 12/06/2024 02:15)
LurissAdr:
Salama,

Raha te hanana blaogy ianao dia manasa anao hanokatra blaogy ato amin'ny wordpress.com fa sady misy version gratuit ny ao no moramora kokoa aminao ny manokatra azy. Ilay ato amin'ny ny blaogy.com sy ny blaogy.org ato amin'ny serasera.org mbola samy andalam-panamboarana avokoa dia mbola tsy dia tena afaka hidirana amin'izao. https://lutchetpastie.blaogy.org/slice master

Manana bilaogy ao amin'ny blaogy.org ihany koa aho. Tena mora ampiasaina.
5. bettyking ( 18/06/2024 07:08)
Amin'io fomba io dia hahazo fampahalalana bebe kokoa aho ary afaka manome torolalana marina sy azo ampiharina ho anao. Manakaiky aho ny hanome tolotra sy fanoherana miankina amin'ny zavatra tianao hohitana @io games
6. mariahcarey ( 24 andro lasa)
@wordle Misy sehatra maimaim-poana maromaro azo ampiasaina, toy ny: WordPress is a sehatra malaza sy mora ampiasaina ho an’ny blaogy. Blogger: Tohanan’i Google ary mora ampiasaina.Ity dia sehatra tsotra sy madio, tsara ho an'ny lahatsoratra lava.
7. kundewayne ( 9 andro lasa)
@gorilla tag Hanana fampahalalana bebe kokoa aho ary afaka manome torolalana mazava sy mahasoa anao. Akaiky ny hanao tolotra sy tolo-bidy mifanaraka amin'ny filanao aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1607