Mikasika ny takelaka vetso.serasera.org

1. hery
(
02/05/2023 21:54)
Azo atao hoe vita izany izao ny fanavaozana ny takelaky ny tononkalo vetso.serasera.org. Miezaka manamaivana ny lohamilina sisa satria hitako mbola miadana vokatry ny fivangongon'ny angona (database) avy amin'ny takelaka hafa.
Raha ohatra ka manana sosokevitra na zavatra tokony hatsaraina ianareo dia azonareo apetraka eto amin'ity lohahevitra ity.

novalian'i LeRastah ny 27 andro lasa

2. RBNIR
(
05/05/2023 08:51)
Soson-kevitra ho an'ny mpandrindra...
Ilay teo aloha hitako pratika kokoa sady mora atao na amin'ny finday aza....sa v misy antony manokana tsy maintsy nanovana azy?

3. hery
(
05/05/2023 08:57)
Tsy maintsy novainavfa tranainy be ny teknolojia niasa.
Raha misy zavatra tsy mety tsara dia izay no hatsaraina
Amin'ny finday aho izao manoratra izao

4. LeRastah
(
29 andro lasa)
[size=5][font=Georgia][size=3]Miarahaba sy manaja anareo mpandrindra. Mety misy antony ara-teknika ve no mahatonga ny blaogy.org tsy mety tafiditra log-in nanomboka tamin'ny weekend teo ? ( * Marihina fa ny blaogy.org ihany no misy olana fa ny blaogy.com kosa dia mandeha tsara.)[/size] [/font][/size]

5. LeRastah
(
29 andro lasa)
Azafady fa lasa hafa be ny fivoaky ny commentaire nosoratako tetsy ambony.

6. hery
(
28 andro lasa)
LeRastah:

ie, misy codes tsy activés :-)

7. hery
(
28 andro lasa)
LeRastah:
[size=5][font=Georgia][size=3]Miarahaba sy manaja anareo mpandrindra. Mety misy antony ara-teknika ve no mahatonga ny blaogy.org tsy mety tafiditra log-in nanomboka tamin'ny weekend teo ? ( * Marihina fa ny blaogy.org ihany no misy olana fa ny blaogy.com kosa dia mandeha tsara.)[/size] [/font][/size]
Efa nahitsy fa nisy diso kely.
Aleo ny resaka vetso.serasera.org ihany no atao eto fa manokafa hevitra vaovao ao ami'ny momba ny takelaka mikasika ny sites hafa

8. LeRastah
(
27 andro lasa)
hery:LeRastah:

[size=5][font=Georgia]Voavaha soa aman-tsara ny olana tao amin'ny fidirana ("log-in") tao amin'ny blaogy.org ka dia tolorako fisaorana etoana ny mpandrindra ! [/font][/size]

9. LeRastah
(
27 andro lasa)
Voavaha soa aman-tsara ny olana tao amin'ny fidirana ("log-in") tao amin'ny blaogy.org ka dia tolorako fisaorana manokana ny mpandrindra ! Mankasitraka, mankatelina.