1. hezadome ( 04/08/2023 13:57)
Salama daholo isika ato!

Saika hanontany ny tompon'andraikitra @ ity serasera gasy aho hoe maninona no tsy mety mivoha mihitsy ny "bizna" @ ilay petites annonces.
Misaotra mialoha @valinteny.

Cordialement.
novalian'i hezadome ny 05/08/2023 10:45
2. hery ( 05/08/2023 07:12)
Mbola mandalo fanavaozana iny takelaka iray iny ka mbola tsy mandeha.
Fa azonao apetraka ato amin'ny forum aloha mandra-paha
3. hezadome ( 05/08/2023 10:45)
Misaotra betsaka 
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1441