Mbola mitohana

1. hery ( 01/05/2023 13:16)
Hitako mbola miadana ny forum eto amin'ny serasera.org, ny antony mety eritreretiko dia ny structure-n'ny base de données taloha izay nisy hadisoana koa.
Resaka teknika. Hitako hoe miadana kokoa ny requête iray rehefa ohatra ka varchar ny index itambaran'ny tables roa. Hatramin'izay dia mid sy tid izay samy varchar no itambarana. Tokony mamorona clé iray hitambarana izay atao integer.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1154