Te andefa vola any ivelany

1. jejemy ( 26/07/2017 19:37)
Salama tompoko!
Saika mb angataka torohevitra fa te handefa vola any ivelany ?Ny W.U eto amtsika ve afaka mandefa vola any ivelany azafady
novalian'i hery ny 29/07/2017 06:10
2. sahia ( 27/07/2017 08:50)
ny WU d sehatra miandraikitra ny fandefasana vola, na vola avy any ivelany mankaty dago na vola aty dago mankany ivelany, izany hoe iraisam pirenena mihitsy ny WU f tsy eto madagasikara ihany izy akory. Azo atao tsara n mandefa vola mankany ivelany fa @ izay fotoana izay dia ianao mpandefa vola foana no miantoka ny frais, mandray fotsiny no anjaran'ilay olona handefasanao vola. Arakarakin'ny cours de change ny vola alefanao.
3. jejemy ( 27/07/2017 10:00)
Misaotra anao namaly
Fa saingy aiza kai no misy W.U afaka mandefa vola any ivelany fa za manko avy any @ Bira dia efa nanontany taty fa tsy mandefa ry zareo fa mandray fotsiny.
4. hery ( 29/07/2017 06:10)

jejemy:

Misaotra anao namaly
Fa saingy aiza kai no misy W.U afaka mandefa vola any ivelany fa za manko avy any @ Bira dia efa nanontany taty fa tsy mandefa ry zareo fa mandray fotsiny.


Afaka mifandray amiko ianao hery@serasera.org

Izaho te handefa vola ao Antsirabe dia alefako amin'ilay olona tianao handefasana vola aty andafy ilay vola dia omenao ny ray amandreniko ao Antsirabe.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1652