ny WU d sehatra miandraikitra ny fandefasana vola, na vola avy any ivelany mankaty dago na vola aty dago mankany ivelany, izany hoe iraisam pirenena mihitsy ny WU f tsy eto madagasikara ihany izy akory. Azo atao tsara n mandefa vola mankany ivelany fa @ izay fotoana izay dia ianao mpandefa vola foana no miantoka ny frais, mandray fotsiny no anjaran'ilay olona handefasanao vola. Arakarakin'ny cours de change ny vola alefanao.
Misaotra anao namaly
Fa saingy aiza kai no misy W.U afaka mandefa vola any ivelany fa za manko avy any @ Bira dia efa nanontany taty fa tsy mandefa ry zareo fa mandray fotsiny.
Misaotra anao namaly
Fa saingy aiza kai no misy W.U afaka mandefa vola any ivelany fa za manko avy any @ Bira dia efa nanontany taty fa tsy mandefa ry zareo fa mandray fotsiny.
Afaka mifandray amiko ianao hery@serasera.org
Izaho te handefa vola ao Antsirabe dia alefako amin'ilay olona tianao handefasana vola aty andafy ilay vola dia omenao ny ray amandreniko ao Antsirabe.