Solfa

1. Tanteliharisoa ( 06/01/2024 18:27)
Salama daholo tompoko!ndao mb hifampizara izay traikefa sy fahaizany @ resak solfa isika@ alalan'ny fanontaniana ohatra.Ny ahy zao ny ts mazava amiko le we 6/8 ,9/12
novalian'i shafira ny 17/06/2024 14:37
2. shafira ( 17/06/2024 14:37)
Ilay fomba fanisana no olana amin'ilay ataon dry zareo hoe ternaire. kanefa na ny fanisana ny 5/4 izany anefa izao dia problème be ho anahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5427