Beurre demi-sel

1. hery ( 01/05/2023 11:07)
Sendra diso fividy angamba aho na tena ilay izy mihitsy no fopla. Ohatry ny be sira be izany ny beurre demi-sel novidina tao amin'ny Lidl. Rehefa atao tartine vao maraina dia heno mihitsy hoe be sira nefa tsy plein sel fa demi-sel lollll
Inona no azo hampiasana azy hafa fa tsy tiako atao sakafo maraina intsony io 
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3484