Fiaraha-monina

Hanit ( 05/05/2023 07:30)
Salama tompoko,  Mpikambana vaovao no manoratra ka tsy haiko na ato no azoko andefasana an'ito azafady re, mitady mpanampy aho, izay tena ilaina maika satria tena sahirana. Eto Antananarivo no mipe... tohiny
RUZ9 ( 04/01/2021 13:55)
Misy vidéo fohy [url=http://cyrius.unblog.fr/?p=2567 ]ao anatin'ity rohy hotsindrinao ity[/url] : miantso fiaraha-miasa aminao ka araho. Rehefa avy mijery azy ianao dia ity ny kaontiko facebook : sed... tohiny
Lovsa98 ( 06/04/2020 20:31)
Miarahaba e, Sambany ny mba hanofa trano dia mba mila hevitra avy amintsika. Hiala ny trano handeha any ampita ny namako iray dia nandefa annonce tao amin'ny Facebook izy momba ilay trano. Teo no nahi... tohiny
novalian'i hery ny 26/04/2023 21:45
saho ( 02/01/2020 11:59)
Mirary taona 2020 fandinihina sy fitsinjovana ny MG tsirairay Antsika jiaby MG Antsika akora baibay iray vohitra Diniho ny ho avin ny mpianatra university rehetra eny Ankatso, ireo no ho avin ny f... tohiny
charminggirl5 ( 26/12/2019 06:06)
Salama daholo, Ity misy blog nataoko hanaovana critique constructive ny resaka délivrance de visa. Misy Blog hafa koa nosoratako izay manoro hevitra resaka immigartion, resaka fitsaboana any ivelany... tohiny
RUZ9 ( 29/11/2019 09:35)
Volana maromaro izay no efa nilazako ny daty hiantombohan'ny fahavaratra. Orana manasara-taona ihany ilay teo, fa araho ato ny momba izany sy ny mety ho herin'ny rivo-doza, raha hisy : [url=http://cyr... tohiny
harisoa32 ( 07/08/2019 13:56)
Salama daholo, ny tenako moa vahiny eto Tana ka tia haonontany hoe aiza no misy toeram-pisakafoanana madio nefa tsy dia lafo azo ihinanana an'ireto sakafo ireo: lelan'omby sauce, trafo-kena (roho), vi... tohiny
harisoa32 ( 18/06/2019 13:23)
Izaho Malagasy mipetraka sy mianatra aty Frantsa. Efa telo taona ahy no monina teto Ary efa azo lazaina fa efa patra ihany. Ny fihainana aty moa dia misy mahatsara azy, fa koa misy maharatsy azy, ale... tohiny
novalian'i Freddyco ny 28/06/2019 03:44
hery ( 10/03/2019 12:01)
Mahalasa saina ihany ny fanakanana ny famokarana toaka gasy. Marina aloha fa tsy voafehy izy ireny, na ny dôziny na ny zavatra ao anatiny. Misy tokoa ny toaka gasy tena mamono mihitsy satria misy zav... tohiny
novalian'i hery ny 10/03/2019 11:45
Maellah ( 17/09/2018 19:00)
Miarahaba e! Za ry reto mba saika angataka torohevitra oe ahoana kay no tena ahafantarana fa azo itokisana ny olona iray ra lay izy vao miresaka aminao voalohan'iny an! De misaotra mialoha e!... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 24/09/2018 12:16
hery ( 27/08/2018 18:03)
Hitako hoe lasa resaka lava be indray ny tenin'ny Papa momba ny homosexualité tamin'ny journalistes iny. Marina fa nanindrona loatra ny fitenin'ny Papa ary efa nahitsin'ny Vatican kanefa ny vetin-ke... tohiny
andorb ( 17/07/2018 19:59)
Bonjour, mba mangataka torohevitra azafady. Indrindra amin'ireo mpahay lalàna. Miaraka amin'ny vadin'olona aho ary efa fantatro fa efa manambady izy fa izaho kosa mbola tsy manambady. Tena tiako izy ... tohiny
novalian'i Freddyco ny 05/09/2018 06:17
yandudelajoie ( 06/07/2018 07:36)
Inona kay nu matonga ny vehivavy mande regle ? Mba mila valiny... tohiny
novalian'i Freddyco ny 05/09/2018 06:24
Tianabeloo ( 13/12/2017 14:17)
Zavatra manitikitika ahy ilay horesahiko mba hitadiavako valim- panontaniana marina, izay tsy azoko tany an-kafa ka inoako misy afaka mamaly any eto. T@ity taona 2017 dia nalaza(c'est selon) fa tafat... tohiny
novalian'i saho ny 04/01/2018 18:29
Charoumeni ( 25/08/2017 13:51)
O ry Fiaraha-monina o! Inona no heloky ny vehivavy no dia enjehinareo mafy loatra? Tsy fidiny ho azy ireny anie no nahatonga ny fiainany sahala @ zany fa az adia MASIAKA LOATRA e! Mety olona avya o an... tohiny
davjo ( 09/08/2017 12:20)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/a4ace4e287b711d61779bdbf15fc1dfd.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/a4ace4e287b711d61779bdbf15fc1dfd.jpg[/img][/url] [url=http://forum.ser... tohiny
Natshy ( 03/06/2017 12:00)
hono wa ry zareo aiza eto Antananarivo no misy #Cour_du_soir (cour preparation BACCio ah) misaotra anizay mamaly :-*... tohiny
novalian'i tspoaeta ny 22/06/2017 05:03
Lydag ( 30/09/2016 08:35)
Ahoana no andraisanao hoe:"vy tsy mikitrana irery"? Marina mandrakariva ve izany? Matoa misy ny ady na korontana dia samy tomponandraikitra ny anadaniny sy ankilany? ... tohiny
novalian'i Lydag ny 01/03/2017 08:32
dyfisa ( 24/09/2016 09:55)
Bjr. Reny mpianakavina aho ary mandalo ady sarotra ny tokatranonay ankehitriny satria tombé amoureux am vehivavy hafa ny vadiko. Matahotra mafy aho ny ho ariany satria izy mbola tiko sy ny fitsinjov... tohiny
novalian'i irakiraka ny 21/02/2017 13:55
dyfisa ( 24/09/2016 08:59)
Bjr. Reny mpianakavina aho ary mandalo ady sarotra ny tokatranonay ankehitriny satria tombé amoureux am vehivavy hafa ny vadiko. Matahotra mafy aho ny ho ariany satria izy mbola tiko sy ny fitsinjov... tohiny
novalian'i tararaky ny 25/09/2016 19:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9155