Fiaraha-monina
mpisotrtoaka
(
02/02/2015 08:15)
Hamonjy fivoriana teny Itaosy aho ny alahady 01-02-2015 teo ka tany Anosizato no lalako ! Rehefa tonga teo am rond point anosizato eo amle lasantsy io d nisy cortege nialohavana motard ! Niraikitra be...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 10/02/2015 07:24
mpisotrtoaka
(
29/01/2015 04:33)
D nahoana loatra re no d dradradradraina am télé ts asiana hoe publi-réportage akory le resaka filatex ! Manasoa s manome asa izy manaiky aho fa tena asa faran'izay kely karama ! Alainy anefa ny ta...
suite
répondu par vazivazo le 10/02/2015 07:00
mpisotrtoaka
(
21/01/2015 05:38)
répondu par vazivazo le 26/01/2016 11:21
hery
(
13/01/2015 23:16)
Nanaitra ahy ny nahita an'ity sary ity. Nesorindry zalahy fotsiny tsotra izao tamin'ny montage photo ny vehivavy. Fa dia nahoana? Tsy mendrika hifampitantana amin'ny lehilahy ve sa tsy mendrika ho mpa...
suite
répondu par vazivazo le 10/02/2015 07:05
tahianamalagasy
(
21/11/2014 07:39)
Miala tsiny, fa niampy le mba ilaiko fanampiana! Raha sendra mahita trano na hotely meublé, ka mora isika, dia tena mety be amiko raha BAGNEUX na CACHAN! Dia misaootra indrindra mialoa, ary mirary so...
suite
répondu par booboo le 26/11/2014 08:13
tahianamalagasy
(
15/11/2014 16:12)
Manaja Tompoko! Sao mba mahita trano na hotely mora eto Paris isika, fa mila hatory andalana noho ireo lafo be ,izay rehetra hita! Misaotra mialoa @ fifanomezankevitra !
...
suite
répondu par tahianamalagasy le 17/11/2014 11:31
Tibao
(
21/10/2014 15:20)
Hita tao amin'i Ledaily tamin'ny 16 Okt. lasa teo :
http://ledaily.mg/andy-15-ans-temoigne-suis-jhabite-madagascar-sais-pas-parler-malgache/
Tena mampalahelo ny toa izany.
Dia inona marina no trang...
suite
répondu par Nav le 29/11/2014 14:34
rabaradaka
(
06/10/2014 05:17)
Olona toa anao ary manan-jo toa anao ireny sarim-bavy na sarin-dahy ireny? Tsy vao izao no nisy azy ireny fa efa hatramin'ny ela teto Madagasikara. Mba fantatrao ve fa nisy sarim-bavy 4 ange tao amin'...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 16/10/2014 09:59
ZAKAIOSY
(
04/10/2014 14:21)
Rehefa tsy voavahan'ny tompon'andraikitra ny fahatapahan'ny jiro dia niezaka nampionon-tena aho mba tsy ho tapaka lalan-drà eo, ka nahita tombontsoa goavana avy @ fahatapahan'ny jiro mate...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 16/10/2014 10:01
vonynive
(
12/09/2014 13:37)
Vokatry ny fikaonan-doha nataon'ireo mpikambana ato amin'ny tambazotra TIHAVA izay nanadihady ny tombontsoa sy ny sakana sedrain'ny vehivavy iharan'ny herisetra te-hisitraka ny "Zo hisintaka " , ny ak...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 23/09/2014 10:56
rabaradaka
(
30/08/2014 09:35)
Maninona tokoa no miady foana ny vinanto sy ny rafozana e ?...
suite
répondu par shala le 06/05/2015 01:44
Ryhaj
(
22/08/2014 08:33)
Izaho miteny dia ilay vinanto lahy.
Za+vadiko+mpiray-tampo am vadiko = nanana projet hanatsara ny tranon'ny rafozana.
Nivory, dia samy hoe anangona vola "nandritry ny 5 mois" izahay.
Participation za...
suite
répondu par tiris8786 le 13/04/2015 17:41
Tibao
(
09/08/2014 08:57)
Miarahaba,
Efa nahita olona nanambanimbany olona tsy mahay teny vahiny ve ianareo? Rehefa mba mihaino radio gasy manko aho dia matetitetika mahaino dokam-barotra ho ana fianarana teny frantsay & angli...
suite
répondu par eduardobr61 le 09/10/2016 20:14
ANDRIAMENA45
(
02/08/2014 20:43)
MBA LAZAO ENTO HEVITRAO INONA VAHOLANA...
suite
répondu par tiris8786 le 13/04/2015 17:43
Noue
(
15/07/2014 10:21)
>>>>
Tandremo mihinana ireny masikita hitanareo ho entina eny andalana ireny fa aliaka avokoa izy ireny..
Tetsy amin'ny parking ambatonakanga ity sary ity..
Olona maromaro mamoly aliaka ary mite...
suite
répondu par andrywui le 26/07/2014 23:16
ZAKAIOSY
(
28/06/2014 01:12)
Diso fanantenana tanteraka aho t@ lalao nataon'ny NIGERIA voalohany t@ fiadiana ny amboara eran-tany @ baolina kitra tany Bresil, nanantena hahita sora-baventy teny @mpanohana ny NIGERIA sy en...
suite
ANDRIAMENA45
(
25/05/2014 20:38)
Misy Tovolahy 1 Metis Afaafa Mividy Sy Mivarotra Telephone , Mangalambola Ao Antranony, Ka Very Vola Matetika Zandriny Na Ray Amandreny , Tovolahy Vilambava, Farofy Lava, Entaketany Olona, Monina Mano...
suite
répondu par andrywui le 16/07/2014 10:41
Langoro318
(
19/05/2014 12:50)
Tena loza ray olona fa angamba iezahan'ireto vazaha ratsy fanahy ireto ampidirana eto amintsika ity fiarahan'ny lahy samy lahy sy vavy samy vavy ity a! Ny horonantsary rehetra manintona ny tanora anke...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 09/09/2014 08:35
ANDRIAMENA45
(
18/05/2014 14:33)
MILA MAKAHERY TENA, MILA MIVAVAKA , MAHAY MANDEFITRA , VOAILIKY OLOMBELONA TOY IZAY AILIKY ANDRHAMANITRA , ALEO MANAO TSARA TOY IZAY MANAO RATSY, ALEO ALAN'OLONA TOY IZAY ALAN'ANDRIAMANITRA . MANAOVA ...
suite
ANDRIAMENA45
(
18/05/2014 14:23)
MISY OLONA TSY MANANA NAMANA , SAMY MANANA NY FANDAHARAN'ANDRIAMANITRA FIAINANY , AZA MORA KIVY FA MAHEREZA , ALEO TSY MANANA NAMANA NAMANA TOY IZAY MANANA NAMANDRATSY . MILA MIBANJINA FIAINA AMINY O...
suite
répondu par andrywui le 16/07/2014 10:38
