Fiaraha-monina

nygasysoafifameno ( 01/05/2014 15:58)
ANTSO AVO, PEDAGOJIA HAIfanabeazana ho olom-pirenena, FANAIRANA AVO sy FAOBE MAMBARA LOZA ! IARAN-DOZA GOAVANA indray ny TANINDRAZANTSIKA i MADAGASIKARA, ny VAHOAKA sy ny TARANAKA Malagasy ! « COMMU... tohiny
novalian'i andrywui ny 24/07/2014 15:37
vonynive ( 16/04/2014 09:26)
Miarahaba ny mpisera Isan’ny tranga nahavariana ihany ilay fandrodanana trano tetsy Nanisana satria dia nomena alalana hanorina trano teo amin’io faritra io ireo fianakaviana vitsivitsy tany aloh... tohiny
Charoumeni ( 15/04/2014 11:40)
Bonjour daoly o Mba hanontany antsika namana eto @ serasera azafady e. Mikasa ho any ivelany aho @ mois d'aout ho avy zao, d mbola mandeha v le pasipaoro taloha sa tsy maintsy soloina biometrique amz... tohiny
novalian'i andrywui ny 24/07/2014 15:41
vonynive ( 25/03/2014 10:55)
miarahaba ny mpisera, zava-nitranga teo amin'ny faritra iray ity hotantaraiko ity : ny marainan'ny alakamisy 13 mars 2014 teo, nisy lehilahy iray naratra mafy, azo antoka fa nisy nanendaka izy ity ny ... tohiny
novalian'i vonynive ny 26/03/2014 11:02
Loica101 ( 18/03/2014 10:18)
Manao ahoana daholo aloha isika rehetra, tsy manan-kambara betsaka ny tenako fa mba misy zavatra tsy aritra dia ampitaina hanasoa ny mpiara-belona. Tiako ny hampitandrina mafy anareo izay mpijery ann... tohiny
novalian'i andrywui ny 18/03/2014 20:49
vonynive ( 12/03/2014 08:05)
miarahaba ny mpisera tsy maintsy mihinam-bary ve ny Malagasy ? ny 80% n'ny sakafontsika dia vary, 20% no sakafo hafa, ary dia mbola sakafo vita avy @ vary koa aza ny sakafo antenantenam-potoana, ar... tohiny
novalian'i Ratoa ny 19/07/2014 20:28
vonynive ( 26/02/2014 08:39)
aty antananarivo zao dia efa mivelatra ho @ PROSTITUTION sy PROXENETE ny internet, niainga avy @ chat izy io, ary miitatra @ appel sy ny webcam, misy site maro mantsy mivarotra fahazoana fahafinaretan... tohiny
novalian'i vonynive ny 27/02/2014 06:39
rabaradaka ( 07/02/2014 11:19)
Mba mandaitra ve ireo soratra hoe "alika zay mamany eto" na ireo hoe "voan'ny dina 5000 ariary miampy daroka" eny amin'ny toerana tsy tokony hamaniana na hangerena ? Toa tsy mandaitra !!... tohiny
hadji ( 02/02/2014 09:10)
hono hoy aho e. "mbola azo itokisana ve ny polisy sy zandary raha hanaterana olona avy nangalatra?" ary mba firy amin'ireo polisy sy zandary mandritra ny fifamivoizana no mahalala ny lalana mifehy ny ... tohiny
novalian'i hadji ny 02/05/2014 04:12
Nehemiah ( 15/01/2014 15:57)
Maninona ho'aho no tsy mahay manavaka ny [i]manatona[/i] sy ny [i]manantona[/i] ary ny [i]androany[/i] sy ny [i]anio[/i] intsony ny gasy ankehitriny e ?... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/01/2014 10:13
Maranatha ( 13/01/2014 11:29)
Vita ny fifidianana, re tao anatin'izany fa misy nangala-bato, izany hoe namadika ny marina ho diso. Tsy maintsy nisy resa-bola tao anatin'izany nomena ireo ho takonana ny masony, izany no hatao hoe m... tohiny
alfantomas ( 14/12/2013 13:05)
Mahavarina fa tsy misy mahalala fomba intsony amin' izao na ny kely na ny lehibe fa ity tranga iray teny Ampitatafika ity dia tena hafa mihitsy; Mpanao propagandy mijanona eo akaikin' ny toerana andev... tohiny
nygasysoafifameno ( 06/12/2013 23:11)
FAMPITANDREMANA AVO! FANAIRANA LOZA AVO avy amin’i Profesora TAHINA johnson filohan' i Madagasikara Mitandrina sady Manentana ny Kolontaina maha Malagasy, ny Haifanabeazana maha olom-pirenena sy ny... tohiny
ni-ni ( 29/11/2013 10:40)
salama tompoko! mba mangataka fanampiana aminareo tapaka sy namana d misaotra mialoha! Izaho d vô 2 ans nanambadiana ary efa niteraka 1 ,ary efa nisaraka ny RaR-ko ka ny dadatoako no niantoka ahy ha... tohiny
novalian'i hadji ny 02/12/2013 08:43
Nehemiah ( 21/11/2013 14:59)
[size=16][b][color=crimson]Nahoana no misy "fokom-pirenena" maro ny zanak'olombelona raha samy taranak'i Adama sy Eva isika ?[/color][/b][/size] Raha ny filazan'ny manam-pahaizan'izao tontolo izao al... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/11/2013 06:46
cbd ( 23/10/2013 11:52)
HO AN'IO RAKOTO IO !!! MISY TOERANA MANOKANA HASIANA NY DINIKA ATAON'LAH FA TSY ZAY TIAN'LAH HASIANA AZY !!! ALEFASO AO @ DINIKA RESAK'OLONDEHIBE FA TSY ETO !!!! http://namana.serasera.org/vondr... tohiny
Mateyous ( 10/10/2013 12:20)
Aleo mba hasiana resaka kely ny mahakasika an'ity fa isan'ny lafin-javatra tena mahaliana de mahaliana tokoa. Avelo, lolo, matotoa, angatra,ambiroa, fahasivy, ... : heveriko fa zavatra mitovitovy ihan... tohiny
vonynive ( 09/10/2013 08:48)
miarahaba fahita isan'andro ankehitriny isaky ny mividy zavatra dia atao entana ny famerimbola rehefa tsy misy madinika ilay mpivarotra ka na vatomamy na biskoitra no atao sandany, fa misy koa @ reny... tohiny
vonynive ( 09/10/2013 05:38)
voalaza fa andro tsy fiasana ny 14 oct 2013 araka ny lisitry ny andro tsy fiasana navoakan'ny conseil de gourvernement ny voalohandohan'ny taona 2013 ho voahaja ve izany ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/10/2013 14:52
vonynive ( 08/10/2013 12:45)
Miarahaba Mahavariana ny mamaky ny soratra mirentirenty eo amin'ireo sampandraharaha vaventy eny Ampasampito eny fa dia AMPASAPITO no hita fa tsy hoe AMPASAMPITO. Anisan'ireo faritra be mpampiasa anef... tohiny
novalian'i vonynive ny 16/10/2013 10:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0984