Fiaraha-monina

Enry ( 12/04/2012 19:17)
Misy gasy ve aty?... tohiny
novalian'i dadabe ny 25/06/2012 04:03
lova26 ( 11/04/2012 11:00)
Miarahaba antsika rehetra, inona nga ntokony atao raha nisy olana nampifanolana tamin'ny mpiara miasa iray birao aminao, ilay olana kosa aloha angamba tsy ho teneniko fa n tsapa aloha izao dia tena mi... tohiny
novalian'i BAZYLOU ny 24/08/2012 08:11
rebiryx ( 22/03/2012 04:59)
Mba asio resaka kely ry namana ny momba ilay findain'i mialy rajoely very tany Toamasina, noresahan'ny gazety tamin'ny herinandro lasa teo iny !!!... tohiny
novalian'i hadji ny 24/09/2012 07:39
sergecleo ( 14/03/2012 08:02)
NY ahy manaoka analoha, dia marina fan a hoe amin`ny hatazerana aza no nolazanao an`ilay hevitrao, dia somary sahiko no miteny eto fa misy mahamarina azy ireo hevitra sasantsasany. MIkasika an`ny fomb... tohiny
jesuisla ( 01/03/2012 19:08)
Miarahaba ny rehetra. Misy vehivavy, atao hoe ain..s. tena tia b ahy. miaraka mandehandeha fona izahay. F ny fanontaniako rehetra ts misy valiany? Inona zany no tokony ataoko?... tohiny
hery ( 27/02/2012 11:41)
Sendra nisy nandefa tao amin'ny serasera ======== Soratako eto ho fampitandremana antsika rehetra : Omaly jeudi 24 Février 2012, nisy lehilahy iray mitondra fiara Golf 4, naka lasantsy teo amin'ny T... tohiny
novalian'i booboo ny 27/03/2012 12:54
NDINDY ( 01/02/2012 08:57)
EFA BETSAKA IHANY IREO HEVITRA SY TETIKA NATAO TETO AMINTSIKA HANDRESENA NY FAHANTRANA SAINGY TOA TSY HITA MIHINTSY HATRAMIN' IZAO IZAY VOKANY. KOA RAHA MBA MISY VAHA OLANA VAOVAO HAFA HITANAREO ANY ... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/03/2012 17:32
nary923 ( 28/01/2012 15:46)
Salama daholo isika, Isika ve nandinika fa Misy orinasa eto @ny firenena izay tsy mahay mandray malagasy fa mihevitra hoe vazaha ihany no client, AZA manao an`ireny fihetsika manambany mpiray-tanin-d... tohiny
novalian'i niryna ny 12/04/2012 16:13
nary923 ( 28/01/2012 15:09)
alamana daholo isika rehetra. Resaka sokajiny roa angamba no ataoko eto androany. NY iray momban`ny fandraisana eny Ivato izay hitako fa tsy dia professionnel loatra, ny faharoa, momba an'ny fandrais... tohiny
rebiryx ( 16/01/2012 18:49)
Tsy momba ireo POLISY aho, na koa manome rariny ny FITSARANA. Misaotra an'Andriamanitra anefa aho ry namana fa izao vao tsapan'ny tontolon'ny FITSARANA ny mangidy sy ny marary, izay niainan'ireo vahoa... tohiny
novalian'i cpd8910 ny 12/03/2012 01:43
pulm ( 14/01/2012 07:05)
Fa ireny olona mitondra basy rehetra ireny ve tokony manana taratasy e? dia tokony ho mora ange ny misambotra izay olona nitifitra satria ny reference-balany tokony ho hita any @taratasy e!sa diso ny ... tohiny
novalian'i pulm ny 18/01/2012 06:00
ziva6 ( 13/01/2012 00:29)
Une sonde russe tombera dimanche entre Madagascar et le continent africain (AFP) – Il y a 9 heures MOSCOU — Les fragments de la sonde spatiale russe Phobos-Grunt, qui a échoué à se... tohiny
Enry ( 12/01/2012 12:12)
Tokony haverina an'ny Mada daholo ireo malagasy rehetra tsy manana taratasy, aty ivelany. Ohatra: izaho.... tohiny
novalian'i jesuisla ny 22/01/2012 11:12
Enry ( 01/01/2012 15:52)
Slt!! Ahoana ny fombako hipetrarako eto Paris? Tadidio fa tsy mafantatra an'iza na iza izaho, sady tsy mbola manana kandra ihany koa.... tohiny
novalian'i jesuisla ny 16/01/2012 17:05
rijadolly ( 31/12/2011 02:13)
Tena fanina tanteraka aho fa mba ampio re zareo a! in no tena marina e! - Filoham-pokotany no nahay nifanaraka tamin'ilay karana - Ilay karana no mialoka, na nahay fiarahamonina - Sa Alain Ramaroson ... tohiny
Blackeagle ( 03/12/2011 13:35)
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur. Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloh... tohiny
nary923 ( 22/11/2011 09:13)
Salamana daholo isika rehetra. Izy taminareo ireto no efa nanadalo tao @io zone internationale ao Ivato io, ny tiako ho lazaina hoe eo @ilay toerana fisavana pasipaoro vao tonga io? betsaka amintsika... tohiny
AndriambyII ( 20/11/2011 21:49)
Mody tsy tia arabo , nefa mpilelaka ny faladian’ ny saoudianina sy israelianina ao aoriana. Miaramila amanaliny no alefa hamono olona telo na efatra any @ firenena fahavalony . (Saddam hussein , Be... tohiny
AndriambyII ( 20/11/2011 21:48)
Mpanompo fitaovam-piadiana sy vodka , na litatr’ io , na botakely io ,na damizana ihany koa, , na dia efa nampiharina aza ny glasnoste sy perestroïka , nahery loatra ny herin’ ny solidarnosc t... tohiny
AndriambyII ( 20/11/2011 21:48)
Satria olom-boahozona hatry ny ela efa hifaran-tantara atsy ho atsy . Na ny fivarotany ny fianankaviany aza efa fomban-dry zareo hatr@ fahagolan-tany .Anisan’ izany ireo olona manaiky ho handevoziny... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1751