TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy a...

1. Blackeagle ( 04/06/2012 08:22)
TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy atsimodrano iO?....SADY INCOMPETENTS, NO MAIMBO, NO MALOTO, NO VORETRA ILAY TOERANA!!!..AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO! TENA AMIKO IO ..FIRAISANA HO ANY DONDRONA SY NY NY FOZA ORANA IZAY BETSAKA AO ATSIMONDRANO MIHETRY AO!TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy atsimodrano iO?....SADY INCOMPETENTS, NO MAIMBO, NO MALOTO, NO VORETRA, NO INEFFICACE SATRIA MANASAROTRA ZAVATRA NO TSY MAHAY MIASA...KISOA AZA MISAINA NO IREO OLO MIASA AO IREO!!!!!!!!!!?..AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO!NO SADY MAIZINA, NO MAIMBO. NY OLONA MIASA AO NO MAIMBO ELIKA NO SADY MAIMBO VAVA, NO MAIMBO FROME TSY MAHAVAHA TENA!!! NO TSY AMPY KALY SY MAIVANDOHA, AOTRAN,
'NY MPIAVY AO IHANY...NO SADY TSY MAHAVOA NA INONA NA INONA NO KELY SAUCE NO SADY VORETRA SY INEFFICACES...NY BANDY AO MOA DIA SARIMBAVY NO BETSAKA....NY SIPA DIA SIPA MASISO SY TSY MAHAY MIKARAKARA VADY NO MAJORITE!!!!!! NUL NO SADY DONDRONA NY OLONA MIASA AO NO MAIMBO ELIKA NO SADY MAIMBO VAVA! TSY AMPY KALY SY MAIVANDOHA, AOTRAN,
'NY MPIAVY AO IHANY...NO SADY TSY MAHAVOA NA INONA NA INONA NO KELY SAUCE NO SADY VORETRA SY INEFFICACES...NY BANDY AO MOA DIA SARIMBAVY NO BETSAKA....NY SIPA DIA SIPA MASISO SY TSY MAHAY MIKARAKARA VADY NO MAJORITE!!!
novalian'i andrywui ny 24/09/2012 07:56
2. mirananirina ( 08/06/2012 09:58)
Anisan'ny birao ny firaisana hitako madio anefa izy io!Momba ny mpiasa indray samy manana ny fahadiovany ,fa betsaka ny mpiasa ao efa niasa hatr@ izay!tanana ny fahatanorako Andoharanofotsy ary haiko tsara mht!Ohatra ny mpiasam-panjakana rht anefa dia ny manotra tsy maintsy misy foana!!
3. dadabe ( 25/06/2012 04:02)
ouadrayy leuleu .....ary nisyhafatra nofafana bobaka leuleu....ny an i ravatorano izao tsy ao tsony d ny ahykou hummm mampiasaina
4. ravatorano ( 11/07/2012 06:43)
iza marina no namafa ny resaka n,olazaiko tato kle ! mahagaga marina ry dadabe an !
za mahita fa tena fanalambaraka io lahatsoratra io ataon i blackeagle io amin io firaisana ao Andoharanofotsy io ary sahiko ny manao defi aminy hiaraka amiko ao hijery ireo fanakianana nataony ireoi amin ny mlaha marina na tsia azy io ! ntsss ! tsy azoko koa hoe ahona no nisy namafa ny vaaliteniko teto ???????
Averiko indray fa isan'ireo firaisana modely ato anatin'ny distrika antananarivo antsimondrano Andoharanofotsy io ary tsy mena mitahy amin izaay firaisana hafa.izaho dia tsy mùipetraka eny intsony amizao ary tsy mampiasa matetika io birao io saingy kosa nahita aho ary mbola mahita sy mahatsapa fa tsara mihitsy ny service atolotra ao.Tsy fitorahana vonikazo be fahatany izany fa azo atao tsara ny mijery eny eh !


dadabe:

ouadrayy leuleu .....ary nisyhafatra nofafana bobaka leuleu....ny an i ravatorano izao tsy ao tsony d ny ahykou hummm mampiasaina
5. hadji ( 24/09/2012 07:35)
TSY AZO FAFANA IREO HAFATRA IREO
6. andrywui ( 24/09/2012 07:56)

hadji:

TSY AZO FAFANA IREO HAFATRA IREO

i fafane hono namafa anireo valiny teo reny ry bainnn a ,

tena refa admin ve ry fafane de manao didiko fe lehibe a ,iady isika farany a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2342