Fiaraha-monina

fyfitia ( 14/02/2011 08:14)
Mila hevitra momba ny vary antanety! Fambolena azy, ahazoana tombotsoa ve,rha miohatrany vary antanimbary? Impiry isantaona no afaka maboly vary an-tanety? Misaotra mialoha @ tolokevitra e!... suite
répondu par soanja le 15/02/2011 23:48
Ratsimanaiky ( 14/01/2011 05:32)
Mitandreme isika fa misy vehivavy iray atao hoe Lala izay milaza fa cousine an'Andriamatoa Andry Rajoelina ka misoloky @ olona fa mahavita ny zavatra rehetra na raharaha tribonaly io na seranan-tsambo... suite
répondu par dadabe le 13/02/2011 09:15
YDIFAS ( 15/12/2010 11:29)
Bonjour, Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie... suite
vonynive ( 15/12/2010 09:37)
Tsy fantatro na efa misy ity lohahevitra ity na tsia VATOMAMY MISY POIZINA NA DROGUE ETO MKARA Tsy honohono fa mandeha saika isan'andro @ haino amanjery io vaovao io ary tena mampalahelo tokoa ary ten... suite
ziva6 ( 07/12/2010 15:59)
Fisoratam-banambadiana Mafy izany bôgosy Vita ny soratra, dia raikitra ny gidraka ! Lehilahy iray, tokony ho 39 taona raha ny fijery ivelany no nosaritahan’ny sipany ny sabotsy lasa teo. Tomefy o... suite
répondu par cyril le 10/12/2010 11:34
bazylou ( 30/11/2010 11:07)
fa tsy misy tsara ohatrany vitan'ny tena ihany, ary tokony mandoa hetra sy habantseranana 1000% ny entana rehetra miditra ao maada, na friperie aza, hiarovana ny zavtra vita malagasy sy ny tsena mala... suite
répondu par vale le 12/02/2011 01:25
vonynive ( 23/11/2010 08:43)
miarahaba antsika mpandinika marketing frantsay iray no nilaza izao teny izao; tia zavatra exterieur hono isika Malagasy . ka tsy mahagaga raha mandeha varotra ny friperie, ny entana sinoa, iraniana,... suite
répondu par Ratoa le 30/05/2011 00:50
Poki ( 15/11/2010 12:20)
Eo amin'ny fanatanterahana ny asany dia samy manana ny heviny ny tsirairay ny fomba fiasan'ny CUA, ao ny manakiana, ao kosa nefa ireo izay mahita miasa ihany ny CUA. Ary ianao ahoana ny fahitanao azy?... suite
répondu par bazylou le 27/11/2010 18:37
revlyscom ( 05/11/2010 10:42)
Raha misy mpandova iray ao anatin'ny 7 ve no mitsipaka tsy mety hizara lova dia ahoana ? Tsy azo zaraina ve ny lova ... suite
répondu par papala le 09/02/2011 10:09
revlyscom ( 05/11/2010 10:42)
Raha misy mpandova iray ao anatin'ny 7 ve no mitsipaka tsy mety hizara lova dia ahoana ? Tsy azo zaraina ve ny lova ... suite
répondu par revlyscom le 11/11/2010 06:43
itaramasoandro ( 05/11/2010 04:05)
...[i][b]ny maha-malagasy antsika [/b][/i] : [b]iray tanindrazana[/b] -[b] iray fiteny [/b]- [b]iray tantara [/b]: maro fiaviana (aostraonezianina, arabo, afrikana) saingy nitambatra ho malagasy ran... suite
milamm ( 27/10/2010 11:20)
akory dolidoly tsy tfiditra tary @ hatsikana na de izay aza no sokajy misy ty horonantsary ty nahafak'andro ka tsy misy anenenana ankafizo e, fandaharana mba mahafinaritra ahy ka zaraina http://www.... suite
répondu par milamm le 02/11/2010 09:14
gasyjean ( 21/10/2010 12:25)
Araka ny hitako tato amin'ny vaovao androany dia toa hoe:; vononoa ny hanampy an'i M/ara,amin'ny fitrandrahana ny harena ankibon'ny tany hono ry zareo Iraniens (Inona no tena zahaviny??),ary etsy anda... suite
répondu par Ratoa le 02/11/2010 23:32
soanja ( 21/09/2010 14:07)
Sao mba misy mahalala re ianareo azafady hoe iza/ aiza ao amin'ny governemanta no afaka manome ahy ity valim-panontaniana ity fa tena ilaiko maika. Sao misy mahalala ny contact tokony antsoiko. Ny min... suite
répondu par bazylou le 13/12/2010 19:44
rebeccaF ( 21/09/2010 13:32)
Miarahaba ny rehetra! Zava-misy nahavarina ahy ireto mba holazaiko anareo ireto. nanao vakansy tany Madagascar aho tamin'ny volana jolay sy aogostra teo, ary nandalo tany Espagne nialohany niverenak... suite
répondu par soanja le 22/09/2010 10:36
ziva6 ( 09/08/2010 19:41)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=cdATFNbA74k&feature=related[/youtube]... suite
répondu par radila le 29/12/2010 14:21
soanja ( 03/08/2010 04:21)
Mahalaza azy tokoa ny voasoratra ao anaty Gazety androany. Trafo-kena ome-mahery ka ambava homana ampo mieritreritra. http://www.madagascar-tribune.com/Rajakom-bazaha,14470.html... suite
répondu par louval le 23/11/2012 17:40
soanja ( 09/07/2010 01:29)
Nisy namako nanoratra ho ahy ity dia tonga saina aho hoe aiza avy tokoa ireo toerana tsara ho fantatra ao Tana ao mba tsy handehanana irery satria efa be ny voa na atoandro aza. Raha efa nisy nanendak... suite
répondu par soanja le 15/02/2011 23:26
sylvain ( 06/07/2010 16:20)
mbola tsy teraka t@ zany fa dia mahaliana ihany ty video ty http://www.ina.fr/art-et-culture/arts-du-spectacle/video/CPF88015607/une-reine-un-general-un-president.fr.html... suite
répondu par Ratoa le 19/03/2011 19:48
Vahoaka ( 23/06/2010 13:30)
Raha milaza ny heviny ny vahoaka dia lazaina fa manakotaba, manakorontana, dia gadraina , ahidy ny radio , raharaha matahora ve no fototitry ny demokrasia FATY e??... suite
répondu par soanja le 23/06/2010 15:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0865