LOVA

1. revlyscom ( 05/11/2010 10:42)
Raha misy mpandova iray ao anatin'ny 7 ve no mitsipaka tsy mety hizara lova dia ahoana ? Tsy azo zaraina ve ny lova
répondu par papala le 09/02/2011 10:09
2. papala ( 09/02/2011 10:09)
ny "lova" de zavatra efa lo. de raha 1 no tsy mamela de tsy azo zaraina. satria efa @ razana io, ny hataon' ny velona de ze afaka mikolokolo azy sisa: oh trano lova ; natao hanaovana fivoriam-pianakaviana fa tsy azo zaraina, ny tanimbary de hambolena de an'ny rehetra fa manjary, raha zaraina nytanimbary de iray tongotra sisa...............ha ha ha ha???????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2284