VARY ANTANETY

1. fyfitia ( 14/02/2011 08:14)
Mila hevitra momba ny vary antanety! Fambolena azy, ahazoana tombotsoa ve,rha miohatrany vary antanimbary? Impiry isantaona no afaka maboly vary an-tanety? Misaotra mialoha @ tolokevitra e!
novalian'i soanja ny 15/02/2011 23:48
2. soanja ( 15/02/2011 23:48)
Tsidiho ity trannkala ity ary anontanio izy ireo fa mety hanampy anao.

www.groupementsrimada.org

Lasa zava-malaza sy be mpanao ny vary an-tanety izao ao amin'ny faritra Antsirabe iny ka mino aho fa mety misy afaka manampy anao ny tantsaha any raha manontany ianao.

Raha tsy mahazo vaovao dia anoraty mail aho fa atoroko anao ny adiresy aleha hampianatra anao ny zava-drehetra.

Mazotoa mamboly ary.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0827