Lasa zava-malaza sy be mpanao ny vary an-tanety izao ao amin'ny faritra Antsirabe iny ka mino aho fa mety misy afaka manampy anao ny tantsaha any raha manontany ianao.
Raha tsy mahazo vaovao dia anoraty mail aho fa atoroko anao ny adiresy aleha hampianatra anao ny zava-drehetra.