Mpisoloky gaigy vavy

1. Ratsimanaiky ( 14/01/2011 05:32)
Mitandreme isika fa misy vehivavy iray atao hoe Lala izay milaza fa cousine an'Andriamatoa Andry Rajoelina ka misoloky @ olona fa mahavita ny zavatra rehetra na raharaha tribonaly io na seranan-tsambo na fampidirana ho mpiasam-panjakana. Vola be no alainy @ zany ary rehefa tsy vitany ny ataony dia miala fotsiny izy ka izay mitaky vola aminy dia rahonany avy hatrany fa milaza manana karatra avy @ qndriamatoa Organes izy io.
novalian'i dadabe ny 13/02/2011 09:15
2. Herimiafina ( 18/01/2011 18:30)
Misy olona intéressé be amin'ireo zavatra ireo koa angaha? (mampiditra mpiasampanjakana, mampiditra entana eny amin'ny seranana, raharaha tribonaly). Somary malhonnete koa anie izany izay intéressé amin'ireo e! Miady zavatra tsy marina, ka samy tsy marina na le misoloky na le voasoloky. tena miha-ratsy ny tany. Misaotra nampahafantatra.
3. ledala ( 20/01/2011 02:23)
efa betsaka ny toy izany fa samia mitandrina fotsiny et raha tsy hiresakaka afatsy ireo nisandoka ho mpiasan'ny JIRAMA tany faritra Imeritsiatosika na Arivonimamo iny na koa ireo dahalo milaza ho zandary any ambanivolo. Raha izao no mitohy dia asa izay hanjo ny fiainam-piarahamonina malagasy na aona na aona atsy ho atsy?
4. papala ( 07/02/2011 13:13)
tariky ORGANES daholo reny mpisoloky rehetra reny, SATRIA izy milaza fa milamina ny tany, ka troupiny daholo reny dahalo,mpisoloky,mpanendaka ireny!!!!!!!!! zay anie no tena mba hilazko hoe fa EFA MATORY ANDRO MIHINTSY VE ISIKA MALAGASY IRETO e???????
5. dadabe ( 13/02/2011 09:15)
fa i Herimiafina fahiny ve io e ???? ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1096