Fiaraha-monina

Djhamhal ( 23/10/2009 10:36)
ity tranga ty dia itan'ny masoko : nandeha niasa maraina aho ary nandeha tongotra dia nahita mpanampy hanatitra zaza hianatra , teo alohako ry zareo , tafintohin'ny vato ary le zaza dia nianjera satri... tohiny
novalian'i soanja ny 03/06/2010 16:51
nytsiry ( 17/10/2009 09:13)
Minisitra iray tratran'ny Ray aman-drenin'ilay sipa ambody omby tsy afa niala tao an'efitranon'ilay sipa ihany io an ! aiza ary izy izany ! http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_... tohiny
novalian'i jarifa ny 03/01/2010 09:18
ravatorano ( 16/10/2009 09:27)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=18711... tohiny
novalian'i LAVASANGA ny 22/04/2010 04:42
sylvain ( 09/10/2009 21:08)
jereo ty vaovao ty fa mampalahelo ihany ny ataony tony lahy antitra tony vaovao ny france3 eo @ 9mn15 eo no manomboka! http://jt.france3.fr/1920/... tohiny
novalian'i lingwa ny 10/10/2009 17:34
xxx ( 05/10/2009 13:50)
Moramora kokoa ho an'n vhv efa maty vady ve indrindra raha mbola tanora le vhv no mahita vady ndray any aoriana any?? Ahona ny hevitry ny fiaraha-monina momba an'io? Atositosiky ny fiaraha-monina ve i... tohiny
novalian'i xxx ny 31/10/2009 01:12
RATOVOARY ( 02/10/2009 07:44)
Inona no mahatonga io olana io eo @ fiainan-tokantrano. ... tohiny
novalian'i soanja ny 06/10/2009 00:04
rhina ( 17/09/2009 09:24)
masika ny fiarahamonina tsy mitsahatra mitsikera ny ataon'ny mpiara monina fa dia nahona loatra isika ve no efa voataizan'ny fiarahamonina ohatran'izay sa inona no antony?... tohiny
novalian'i soanja ny 02/10/2009 16:31
hana ( 22/08/2009 23:44)
Miarahaba sy mahatsiaro manokana ireo avy any Foulpointe, na izay manana ifandraisana any. Efa sary no hitako sy ny resaka fanarenana ny tanàna. Mba misy afaka milazalaza izay niseho ve? Antony nah... tohiny
novalian'i xxx ny 19/01/2010 19:30
ari.malala ( 17/08/2009 11:38)
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=28777 [quote=l'experess de Madagascar]Maternité de Befelatanana Une mère abandonne son bébé Un bébé d’un jour a été abandonné par sa ... tohiny
novalian'i xxx ny 31/10/2009 01:41
itaramasoandro ( 16/08/2009 04:32)
iray volana lasa izay no naneho antso teto @ ity takelaka ity aho, toy ny malagasy maro ka nanao hoe: [quote] rahoviana no hisy olona, hiaiky ampanatrehan-tena fa diso lalàna ny nosy ka ampy izay... tohiny
novalian'i papala ny 05/10/2009 09:45
Djhamhal ( 23/07/2009 07:57)
Asa na efa nahazo anareo ny tranga nahazo ahy , fa misy mandefa mail de milaza fa nahazo gain t@ tombola za ! ary izy io de nosarihana t@ adresse mail ary de voasarika tao ny adresse ko ! olona avy an... tohiny
novalian'i papala ny 05/10/2009 10:04
nalison ( 20/07/2009 17:23)
ho anao nanoratra io tato amin'ny fanehoana hevitra mba fantatrao ve ny fiantraikan'ny zavatra nosoratanao.mino aho fa tsy MERINA aloha ianao manoratra io . tsy karazan'ny tsalo aloha ny masiso fa mb... tohiny
novalian'i papala ny 05/10/2009 10:17
ari.malala ( 15/07/2009 05:59)
Miarahaba ny rehetra indray, Tsy haiko any ivelany, fa aty Dago rey olona dia efa tsy kely lalana intsony mintsy ny ratsy ka! Nampalahelo ilay ramatoa t@ asabotsy izay, nolazain'ilay mpisandoka hon... tohiny
novalian'i rhina ny 15/08/2009 09:55
tsikiowa ( 10/07/2009 18:55)
Raha nijery fandaharana manokana tamin'ny reporters aho teo mikasika ilay arnaque be avy any AFRIQUE, dia tena mihaiky ny fahakingà-tsainan-jareo aho....Tena tonta kely amin'ny internet mihitsy. B... tohiny
novalian'i tess ny 23/07/2009 10:38
zandikely ( 09/07/2009 11:11)
Manoloana ny crise économique mahazo an'izao tontolo izao dia namoaka encyclique social ny Pape Benoit XVI. Navoaka mba haseho ireo mpikambana ao amin'ny G8 izay mihaona any Italie amin'izao. Tsike... tohiny
novalian'i pissoa ny 13/07/2009 12:52
sakaymena ( 27/06/2009 05:01)
antony: misy oul ato ny antony idirany ato de hijery zay oul fantany ary tena mandany ny andony manenjika na manaratsy eny fa hatramin'ny oul tsy fantany akory aza de miseho mahalala ny fiainan'iny ... tohiny
vaniahjolie ( 22/06/2009 23:46)
Tsy handroso mihintsy i Gasikara raha resaka fanaratsiana be fahatany foana no atao, na raha mety maninona moa raha tsikera dia mba arahina vahaolana?? Miezaha mampandroso ny tenanao aloha dia ho afa... tohiny
novalian'i rhina ny 15/08/2009 10:30
itaramasoandro ( 15/06/2009 21:47)
lasa lavitra ny eritreritra mandinika ny zavamisy eto an-toerana hatrizay ka hatrizao raha fehezina @ teny vitsivitsy ny fifampitahana : - jiona 2009: asandratra ho olontsambatra L. Rafiringa, kato... tohiny
itaramasoandro ( 09/06/2009 02:14)
Novakiako an-gazety sasany androany ny hoe ny ambasadaoro frantsay eto antanindrazana dia niresaka momban'ny raharahampirenena sy ny olana eto an-toerana. Fa ataon'ny malagasy inona ny hevitr''i Ramo... tohiny
novalian'i soanja ny 16/06/2009 19:14
soanja ( 23/05/2009 12:34)
Hono hoy aho azafady. Raha amin'izao kirizy isan-karazany mianjady amintsika ao Madagasikara izao dia inona no tokony atao manoloana ny fanampiana ny olona 100 raha hanofana azy ireo hiasa na hianatra... tohiny
novalian'i soanja ny 16/06/2009 04:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6395