Fiaraha-monina

AndriambyII ( 20/11/2011 21:47)
Tsy manan-dahasa afa-tsy ny mitoreo sy miampanga olona lavareny hatr@ izay , ary mpangataka fanampiana lavareny tsy mana-petra , nefa ny farim-piainan’ izy ireo efa hirefarefa @ tany . Tsy ho isanâ€... tohiny
AndriambyII ( 20/11/2011 21:46)
Na ny zavatra nomen’ ny natiora azy aza dia somparana hatramin’ ny fisiany , dorana tsy hisy tamingana sy ho lasa lavenona mba tsy hisian’ ny tandindona hanaloka ny fahefany @ ity fiaina-mandalo... tohiny
AndriambyII ( 20/11/2011 21:46)
Ny fanampiana atolotry ny tanany tsy mifanaraka @ fanajàna zo fototra tokony hampiharina araky ny tondrozotran’ ny firenena mikambana . Ny tombom-barotra ihany no hifikirany na inon-kidona na inon... tohiny
AndriambyII ( 20/11/2011 21:45)
Tsy voalaza @ boky masina misy eto an-tany rehetra mihintsy fa , ireo mpanivaiva no ho avotra sy ho vonjena , ka inona no hivakian’ atidoha @ hadalan’ ny tsy mety handray ny làla- mahitsy ? aza... tohiny
VVSihany ( 20/11/2011 13:33)
Allo camarade, Voalohany aloha, tiako mariana fa somary extreme amiko ilay fombafombanao, kanefa naha izany aza, dia misy mahamarina azy ihany ireo zavatra lazainao eto momba an`ireo vahiny, indrindr... tohiny
Blackeagle ( 19/11/2011 15:00)
Salama daholo, Ny tenako moa dia malagasy tsotsotra fa mahita fa ireo vahiny (indrindradrindr ireo Frantsay) eto amintsika dia diso manararaotra Gasy loatra. Jerevanareo izao @ireny orinasa ireny, mb... tohiny
made21 ( 17/11/2011 15:14)
Maro ny MALAGASY manaja ny fihavanana, ny fiaraha-monina! fa nahoana re aty am-pita no tsy miraharaha ny sasany? tsisy intsony ny fisaisankina?... tohiny
novalian'i made21 ny 23/01/2012 13:14
ELTORIN ( 23/09/2011 07:38)
Nahitam-bokany sy azo tsapain-tanana ny fiaraha-miasa sy fiaraha-mientana nisy teo amin’ireo zandary mpanao famotorana sy ny fokonolona ary ny ben’ny tanàna ao Belalanda distrika Toliara II tamin... tohiny
novalian'i made21 ny 17/11/2011 15:19
rijadolly ( 20/08/2011 07:59)
Mampalahelo ny mahazo ny akamaroan'olona ankehitriny, eny ny tokatrano maro izay tafiditra amin'io fomba iray io. Ny zavatra tena grave anefa dia ny fahasaiana manonitra 50% amin'ilay vola trosaina. ... tohiny
novalian'i jesuisla ny 22/01/2012 11:28
ravatorano ( 03/08/2011 15:41)
Mahavariana tokoa ny mahita olona mro mitangorona hatreny analakely,andravoahangy anosy ary ampefiloha eny.Inona ary izao hoy ianao?Jerena ka hay tovolahy mampiseho talenta arak'izay mba tratry ny her... tohiny
novalian'i pulm ny 02/09/2011 08:49
itaramasoandro ( 28/07/2011 19:29)
tsy ritra, tsy fongana ny vovo mamokatra olon’ny fo mitsinjo ny zo sy tombontsoan’ny mpiray tanindrazana aminy hiaina fianaritra tsy hanaiky ny kolikoly, ny hery setra ary ny fanakavahana fa kosa ... tohiny
pulm ( 25/07/2011 08:26)
Ireny ve no atao hoe zavatra mbola tsy fahita? resaka alikaola ve? tena mahamenatra tena san-devoly, aza dia mapiesona vahoaka, ny olona efa tena latsaka ao anaty krizy nefa mbola fitahinareo ihany,ts... tohiny
pulm ( 01/07/2011 12:49)
SLT Nareo ve mahatsapa fa le Airtel tena lasa tsisy reseau,aiza ve ka eo ny telefonako atsoiko nefa mande tsara de lazainy fa tsy miasa intsony io numero io, de ny message ko @12 le olona no mandefa n... tohiny
pulm ( 29/06/2011 05:42)
slt daholo,tena jiolahy marina ve ireny olona voatifitry ny polisy ireny e? efa in-3 be izao ange ny tranga efa nisy e!tokony hapieritrerita anareo pitandro filaminana izany. ohatra le teny Itaosy iza... tohiny
novalian'i pulm ny 30/06/2011 09:26
itaramasoandro ( 16/06/2011 16:33)
zary kianja malalaka filalaovan’ireo mpanao politika sisa ity tanindrazana ! sarambabe no miditra an-tsehatra samy te-andihy ny kianjabe hitondra ny baolina saingy mivotsitra avokoa izay hatomboka :... tohiny
novalian'i vonynive ny 14/07/2011 07:31
vonynive ( 10/06/2011 08:22)
ANTSOANTSO… vehivavy Malagasy Vao tsy ela akory izay no nankalaza ny fetin’ny reny isika, ary volana vitsy talohan’io no nankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy. Mbola h... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/06/2011 18:03
vonynive ( 27/05/2011 05:59)
Madagascar : La pauvreté touche les 76,5% des malgaches (PAPIER GÉNÉRAL) Publié le 2011-01-28 09:57:21 | French. News. Cn Taille du texte ANTANANARIVO, 27 janvier (Xinhua) -- La pauvreté... tohiny
novalian'i vonynive ny 30/06/2011 08:42
itaramasoandro ( 21/03/2011 15:53)
noentin’ny riaka mankadiry sy mahery ary rava ka potika ny faritra avaratr’i zapôn. tany efa nopotehin’ny hery ataomika enina ambienimpolo taona lasa izay. mihatrika ny loza niantefa ny mponina... tohiny
soanja ( 28/02/2011 14:00)
Jereo kely anie ity asa sarimihetsika momban'i Madagasikara ity. Moa va tsy tena mahalasa fisainana mihitsy ny fampivoitra'ny tena zavamisy, ny kalitao, ny fahaiza- mandrobaka ny fokely malahelo ilay ... tohiny
novalian'i soanja ny 01/03/2011 22:12
fyfitia ( 14/02/2011 08:14)
Mila hevitra momba ny vary antanety! Fambolena azy, ahazoana tombotsoa ve,rha miohatrany vary antanimbary? Impiry isantaona no afaka maboly vary an-tanety? Misaotra mialoha @ tolokevitra e!... tohiny
novalian'i soanja ny 15/02/2011 23:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.066