MITROSA ETSY SY EROA

1. rijadolly ( 20/08/2011 07:59)
Mampalahelo ny mahazo ny akamaroan'olona ankehitriny, eny ny tokatrano maro izay tafiditra amin'io fomba iray io. Ny zavatra tena grave anefa dia ny fahasaiana manonitra 50% amin'ilay vola trosaina.

Inona no mahatonga ny olona miditra amin'io zana-bola io?
- Mety mihevitra fa ahatafarina azy ny fampiasam-bola izay heritreretiny
- Tsy mahazo vola any amin'ireo mpamatsy vola (banky isakarazany) noho ny fitakiana sy fepetra arahina maro.
- tapi-dalan-kaleha tanteraka noho ny fananan'olon-kafa maro vola any aminy.
- Tsy resahantsika ny adalana fotsiny izao toy ny hoe: fifaninana noho ny henatra, tsy manana na dia hohanina aza ary fantatra fa tsy ahaverim-bola mihitsy, famitahana olona tsotra izao,...

- tapi-dalan-kaleha tanteraka noho ny fananan'olon-kafa maro vola any aminy.

Io no somary hanomezako soson-kevitra ho an' rehetra izay manodidina ahy ka fantatro fa mila vonjy. Ny zavatra ataoko an-tsaina voalohany dia ny fitenenana io étape farany mety ahazo ny olona mila famonjena io. Aleo miady aman'olona iray hoe tsy mahaloan'ny trosany, toy izay misambotra any amin'ny olona iray hafa hanomezam-bolan'ilay voalohany. dia avy eo maka any amin' olon-kafa faha telo hanoherana ny voalohany sy ilay faha roa dia mivoatra hatrany ilay olana satria ny tena tsimaintsy homana sy mila besoin na dia mitsisy mafy aza.
novalian'i jesuisla ny 22/01/2012 11:28
2. saho ( 20/08/2011 09:49)
Tena mampalahelo le zava misy any mada zao
raha misy mieritrreritra fa mahavita tena le FAT, inn moa no hi financer-ny ny fitondrana tetezamita raha tsy ny harena ankibon ny tany Gasikara, ho ripaka tanteraka ny ala, ripaka ny vato sarobidy sns...tombotsoan ny tetezamita, tsy tombotsoa iraisana amin ny vahoaka

Ny vahoaka malagasy mifamono, mifampitrosa, tsy mifampatoky....tena resaka faran izay tena mihoapefy daholo no mitranga raha atao ny fanadiadiana

Efa latsaka an davaka isika izao, asa izay hanamboatra azy ho ara dalana, tsy hisy ra mandriaka sy mba mizotra lalana mahitsy
Sarotra ny manarina ny efa simba sy ratra ara tsaina tavela
Betsaka ny mpivavaka etsy sy eroa, kanefa toa tsy misy fiovana fa vao maika loza b
Aleo mivavaka mangina eny andohasahy, toy izay mivavaka fahazarana
rijadolly:

Mampalahelo ny mahazo ny akamaroan'olona ankehitriny, eny ny tokatrano maro izay tafiditra amin'io fomba iray io. Ny zavatra tena grave anefa dia ny fahasaiana manonitra 50% amin'ilay vola trosaina.

Inona no mahatonga ny olona miditra amin'io zana-bola io?
- Mety mihevitra fa ahatafarina azy ny fampiasam-bola izay heritreretiny
- Tsy mahazo vola any amin'ireo mpamatsy vola (banky isakarazany) noho ny fitakiana sy fepetra arahina maro.
- tapi-dalan-kaleha tanteraka noho ny fananan'olon-kafa maro vola any aminy.
- Tsy resahantsika ny adalana fotsiny izao toy ny hoe: fifaninana noho ny henatra, tsy manana na dia hohanina aza ary fantatra fa tsy ahaverim-bola mihitsy, famitahana olona tsotra izao,...

- tapi-dalan-kaleha tanteraka noho ny fananan'olon-kafa maro vola any aminy.

Io no somary hanomezako soson-kevitra ho an' rehetra izay manodidina ahy ka fantatro fa mila vonjy. Ny zavatra ataoko an-tsaina voalohany dia ny fitenenana io étape farany mety ahazo ny olona mila famonjena io. Aleo miady aman'olona iray hoe tsy mahaloan'ny trosany, toy izay misambotra any amin'ny olona iray hafa hanomezam-bolan'ilay voalohany. dia avy eo maka any amin' olon-kafa faha telo hanoherana ny voalohany sy ilay faha roa dia mivoatra hatrany ilay olana satria ny tena tsimaintsy homana sy mila besoin na dia mitsisy mafy aza.
3. bor2lais ( 20/08/2011 10:43)
saho:

Betsaka ny mpivavaka etsy sy eroa, kanefa toa tsy misy fiovana fa vao maika loza b
Aleo mivavaka mangina eny andohasahy, toy izay mivavaka fahazarana

Amiko, tsy misy maharatsy ny mivavaka fa ny heveriko fa tsy mety kosa dia ny fanilihana andraikitra rehetra @ Andriamanitra !

Amiko mantsy, Andriamanitra dia miantso olona hiara-miasa Aminy (noho izany tompon'andraikitra) dia ny Kristiana tsi11 izany.

Mialoha ny hieverana olona iray manao ny tsy mety ho toy ny "fariseo sy ny jentilisa", ka ametrahana farany ny raharaha amin'Andriamanitra, dia misy ny adidy tokony atao aloha amin'ny maha-kristiana : mba efa niteny am-pitiavana ny tsy mety ataon'ny "rahalahiko" ve aho ? Izany hoe efa afa-nenina taminy ve ka tapi-dàlan-kaleha ?

Fomba fijeriko ihany anefa io a ! Ary miala tsiny amin'i Rijadolly raha somary nivoana kely amin'ny lohateny ny resako ! ;-)
4. rijadolly ( 20/08/2011 17:19)
Bor2lais:

dia misy ny adidy tokony atao aloha amin'ny maha-kristiana : mba efa niteny am-pitiavana ny tsy mety ataon'ny "rahalahiko" ve aho ? Izany hoe efa afa-nenina taminy ve ka tapi-dàlan-kaleha ?

Ka eo indrindra ilay zavatra tiako raisitsika mba hanoroana ireny olona mila vonjy amintsika ireny. Mitady famonjena amintsika izy nefa araka ilay nolazaiko etsy ambony dia tokony hatoro azy ilay étape farany ahazo azy aloha. Fa tena mi- plonge dans le vide mihitsy anie ny sasany e! Tena mampalahelo. Ny fanararaotana ny fahavoazany etsy an-daniny, Ataon' sasany mihitsy mba tsy ahavoalohany ilay trosa ka ahazoana ilay antoka izay mila ho avo roa heny ilay vola notrosaina ny valeurany.
5. vonynive ( 25/08/2011 06:47)

bor2lais:

saho:

Betsaka ny mpivavaka etsy sy eroa, kanefa toa tsy misy fiovana fa vao maika loza b
Aleo mivavaka mangina eny andohasahy, toy izay mivavaka fahazarana

Amiko, tsy misy maharatsy ny mivavaka fa ny heveriko fa tsy mety kosa dia ny fanilihana andraikitra rehetra @ Andriamanitra !

Amiko mantsy, Andriamanitra dia miantso olona hiara-miasa Aminy (noho izany tompon'andraikitra) dia ny Kristiana tsi11 izany.

Mialoha ny hieverana olona iray manao ny tsy mety ho toy ny "fariseo sy ny jentilisa", ka ametrahana farany ny raharaha amin'Andriamanitra, dia misy ny adidy tokony atao aloha amin'ny maha-kristiana : mba efa niteny am-pitiavana ny tsy mety ataon'ny "rahalahiko" ve aho ? Izany hoe efa afa-nenina taminy ve ka tapi-dàlan-kaleha ?

Fomba fijeriko ihany anefa io a ! Ary miala tsiny amin'i Rijadolly raha somary nivoana kely amin'ny lohateny ny resako ! ;-)

miarahaba an'i saho, bor2lais, rijadolly sy ny mpamangy
miombon-kevitra amin'i bor2lais aho ny @ fanilihana ny andraikitra @ Andriamanitra, tena mbola fahalemen'ny kristianina ankehitriny io tsy fandraisana andraikitra io, ny sasany aza dia rehefa tsy Ny Tompo dia ny devoly indray no anilihany
tokony hiova ny toetsaintsika ka hihevitra ny namantsika manodidina fa tsy ny tenantsika ihany, na ara-kevitra izany na ara-materialy, ny fifanohanana no vahaolana amin'ny zava-tsarotra ary ny Tompo koa te hampiombona antsika.
6. vonynive ( 26/08/2011 05:52)
antony mety hahatonga ny hitrosa dia ny tsy fananana fahendrena, mazana mantsy dia tsy dia ny olona sahirana ara-pivelomana loatra no mitrosa fa ireo antonontony na ireo manan-katao.

ny mahavariana dia misy kristianina iray fiangonana, ny sasany manana fiara maro samihafa, manao vakansy isan-taona, mihinana in-5 isan'andro kanefa dia toa mikipy raha mahita ny mpiara-miangona aminy sahirana ... dia samy tsy misy taitra ka mihevitra fa normal izany.
7. mirananirina ( 02/09/2011 06:46)
Miresaka trosa io ihany fa misy namako izay lahitokana,dia natao mariazy ka nindrana vola aman hetsiny maro2!de ny trano no natao antoka(nefa mbola misoratra @ mamany,tsy misy dada moa izy)dia nangalariny ny soniany mamany sy ny karapanondrony!!!izany nefa dia nandrehana temoin maro2!azon'ireto mpampindrana ny trano,ka maty ilay ramatoa reniny volana 2 taorian'io.lay raikalahy moa tsy afaka nanao inona intsony,no matanjaka ny avocat sns.ny volan'olona tsy naveriny!!!
Nahoana re rehefa tsy manana raha miaritra ny tsy manana!!fa velombelona foana ny Malagasy!ary betsaka ny tratra ireo cas ireo.Raha ohatra ka olona marary mafy na hanina ts misy mihitsy no hitadiavana vola etsy sy eroa,normal fa akoatra izay tsy tokony.
8. rijadolly ( 03/09/2011 05:02)
Izay mihitsy ilay izy Mirana, Io tantarain'se io izao dia adalana be fontsiny izao. Iny moa mazava tsara fa adalana, fa ilay olona mitrosa noho ireo roa farany lazainao ireo no tena mampalahelo ahy mafy satria dia manararaotra ny tompom-bola mba ahazoany ilay antoka.
9. sacrificium ( 13/09/2011 01:16)
o ry reto a!! ty misy vaha olana: jereo ty site ty fa misy vaha olana ao. Tsy fantatrareo angaha fa Marionety daholo, na i Andry, na Ravalo, na iza na iza teo am fitondrana teo. Te hanasoa ny tanindrazana avokoa ireo olona rehetra ireo fa tsy maharitra ny maso mahita S. Fa jereo ity site dia hitanareo ny fahamarinana rehetra. Izay mila fanazavana fanampiny sy te hifandray amiko dia hitanareo ao ny mail. Aty canada no adiresiko zao, fa efa hody atsy ho atsy.
Jereo dia hanontanio aho. telechargeo le boky na dia itopiana maso fotsiny aza fa mahasoa ny tanindrazana: http://www.michaeljournal.org/10lecons.htm
10. vonynive ( 27/09/2011 07:19)

sacrificium:

miarahaba anao sacrificium
tena tsy mety télécharger fa mba avereno azafady
11. sacrificium ( 27/09/2011 21:13)
slt
ity ary e: http://www.michaeljournal.org/10lecons2010.pdf
12. jesuisla ( 17/01/2012 18:19)
Misy lalàna natoraly mifehy sy miaro ny zavatra rehetra. Ny azakazaka d tsy tena dia hoy ny fiteni-paritra. Raha misy olon 2, ny 1 miazakazaka, ny 1 mandeha mora @ lalana 15km. Fa lay miazakazaka d hoentina any @ HJRA, f tsy mety tonga. Tinao v ny vary sy ny henakisoa? Mandrahoa vary tapagony sy henakisoa 5kg àry, f tonga d maty. Tsy hoe tsara ny vehivavy d atao 12 ny isany. Tsy hoe mahantra d tokony hitaraina fona. Ary d tena manakarena tokoa reo olon any @ deser satri misy petrol. F ny tany lonaka indray no mahantra. Tsy i madagascar no mahantra, ary tsy ny firenena no mahantra. F misy ireo gasy ao aminy no mampahantra azy. vahaolana v, fantaro hoe, atao ahoana ny mamadika ho vola ny fahatanorana, atao ahoana ny mamadika sakafo ny resaka lavab,sns. F raha tsy izany d ho tena mahantra tokoa moa zany. Ny eo antananao az ho esorina aminao
13. danbal ( 21/01/2012 07:55)
marina mihintsy ny anao, fa ny gasy ihany no mampahantra ny gasy, fa satria ve hoe mahantra de tsy maintsy mangataka na miandry tolora-potsiny. Mba gaga ihany aho no sady sorena @ty fitondrana @zao fotoana. Hotran'ny manao rainidedaka zany, zoma fanampiana e,fanomezana atsy sy aroa, fa maninona le olona no zarina omena fotsiny sy tolorana hotrizany?Fa maninona raha mba entanina ande hiverina any ambanivohitra hamboly sy hiompy,fa toloranao an'ity rehetra ity izy de tamana ao @ ville ao na tsisy atao aza. Nefa M/car ange malalaka e, fa ny fahitako azy de entina hanafenan-javatra ndray ity Gratos isak'izay mande ity, vola avy aiza mo anaovany fanomezana mateti-piavy eo? ny fananan'ny gasy ihany no robainy eo, de mba tsipazany kely ny gasy mahantra de faly ery. Mampalahelo an, ka le gasy mihintsy zany no tokony hieritreritra e. Ty fitondrana ty anie ze mbola tsy nandalo teo hotran'ny tsara e, fa rehefa tonga eo mitovy daholo,de io ko miainga @ le toe-tsaina, misy resaka zao ao hoe ny gasy any dago mangata-bola isam-bolana, hotran'ny fahazaran-dratsy zany le mangataka e, na misy na tsy misy, de tsy maintsy hoe mangataka. Za ko mipetraka ivelan'i M/car, tsy france aloha an, fa io de marina. Isam-bolana enao tsy maintsy misy miantso, fianakaviana mangata-bola io.Mampalahelo fa zay no zava-misy.
14. jesuisla ( 22/01/2012 11:28)
aleo aloha ny hafa no mangataka @ tena. fa hoy dadab, omeo angady sy masomboly ao izy ry anona a! d gaga aho satria vary 1 kapok no nangatahan' lay olona. antony maro no mahatonga ny mpitondra hanaonao fona. d ny tsy fahaizana, sy ny maha dahalo azy.

rehefa tsy mahay izy, d tsy mahay miasa, ary mangataka etsy sy ero
mba tsy hampigadra azy d milatsaka ho maire na député sns izy
aleo rangah milatsaka minisitra fa tsy ho voavaha mihitsy ity olana ity a! d ho teneniko ny fitsarana @zay
tsy ny fampandrosoana no imasoan' mpitondra fa ny raharahtokatranony sy ny zanany

d manararaotra ny vahiny sy ny hafa
zay no tsy nanaovako politika. Ary zay no ahatongavako eto mba hiteny kely zay fantako

satria maro ny gasy no mahalala, mahita hevitra, fa matahotra sao voatifitra
tsy miteny ny manampahaizana gsy, sao esorina @ toerany, sao very asa sy voninahitra

ary voavidy vola

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.104