THB LAZAINA FA TSY FAHITA MAPALAHELO

1. pulm ( 25/07/2011 08:26)
Ireny ve no atao hoe zavatra mbola tsy fahita? resaka alikaola ve? tena mahamenatra tena san-devoly, aza dia mapiesona vahoaka, ny olona efa tena latsaka ao anaty krizy nefa mbola fitahinareo ihany,tsoriko fa izay olona rehetra miresaka amiko dia tena sorena daholo, ireny ve hono no zava-baovao, rehafa matahotra ho fatin'ny SCOOL ny THB dia manao izao atsanga tsy ama-norana rehetra izao mba hisitomana olona; ny olona rhtr mba niheritreritra hoe misy zava-baovao mba hialana @zao krizy izao nefa indrisy zava-tsafa no nitranga, maika mapidi-kizo ny vahoaka hilatsaka any akady no niseho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2271