Fiaraha-monina

shadow ( 19/01/2004 11:30)
Solution ve ry zalah le misotro tôka refa misy prôbl sa mi soulager kokoa ny eritreritra le py?... tohiny
novalian'i ludo ny 14/08/2004 10:31
eliana ( 18/01/2004 17:32)
Manahoana daholo ary e, Misaotra indrindra aloha tamin'ny famaliana ny loha-hevitra voalohany. Tena mahafinarita ny fandraisana anjara. Misy hevitra vitsivitsy tia ampitaina anefa ity. Mety ... tohiny
ibonia ( 13/01/2004 19:58)
Raha toa ka nilaozan'ny tantara ny fiandrianana, mba inona re no mbola hizahozahon'ny maro ka hilazana tena ho andriana tsy nisy nanontany? Moa toetran'ny andriana tokoa va izany?... tohiny
xxx ( 13/01/2004 11:15)
mahgaga fa tena raikitra @ malagasy mihitsy ty hoe,mainty sy zarazara ity,raha any an-dafy nefa enao mainty ihany fa tsisy mafantatra an'izany zarazara izany.... tohiny
novalian'i tsilan ny 04/03/2004 16:23
hery ( 12/01/2004 15:05)
Aiza ho aiza ny fanatsarana ny tananan'Antananarivo amin'izao fotoana izao? Hita eto amin'ny forum fa be dia be ny zavatra bloqués (hatramin'ny spaoro, kolotsaina, fampianarana sy ny sisa) vokatr'io.... tohiny
novalian'i fijo ny 27/01/2004 11:39
eliana ( 06/12/2003 14:29)
Rehefa mahay mitana tsofa ve dia afaka lazaina fa hoe mpandrafitra sa ahoana ? Rehefa mahay misery bilao ve dia afaka lazaina hoe mécanicien ? Rehefa mahay mamily volant ve dia afaka lazaina hoe chau... tohiny
novalian'i hendry ny 29/01/2004 12:43
fijo ( 04/12/2003 18:49)
TOAKA Ho an\\\'ny tanora sy ny nahazo taona raha mifankahita ary koa tafahaona, na any an-trano na vory vahoaka alohan\\\'ny resaka,ajoro aloha ny toaka. Dia mandeha ny rev... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2004 10:04
balolo ( 13/11/2003 17:55)
tsy inona akory e! fa ny mikasika ny lehilahy mipipy eny andalana mba mila vahaolana izy ireny... tohiny
novalian'i isrine ny 19/12/2003 12:38
pisobe ( 12/11/2003 15:11)
Salut! Betsaka ny resaka nandeha indrinadra any Dago: marina ve ny zavamisy iainan'ny vehivavy aty Liban? Fanazavana: 1- Inona no mahatonga ny olana? - Milalao telephone - Tsy mahalala ny ata... tohiny
novalian'i isrine ny 23/01/2004 19:04
a256011 ( 23/10/2003 15:28)
Ahoana ny hevitrareo momba ny Toaka Gasy (T.G)? - Ny mpandala ny fomba fanao hatr'izay (fombandrazana)mankasitraka ny fampiasana azy io (famadihana, famorana sns...) - Ny mpigoka koa torak'izany (... tohiny
levondraky ( 22/10/2003 15:27)
Alohan'ny hiresahana bizinesy matetika de aroso aloha ny toaka, de 'zay lafo vidy sady mahery tsara . @ zay angamba fanimpanina ilay olona iresahana de mora resena lahatra. Na hiresaka @ tantsaha aza ... tohiny
novalian'i six ny 03/03/2004 16:32
mampikanto ( 11/09/2003 19:13)
HO INONAO Ho inonao ny amiko sy izay mba hany vitako Raha ireo manodidina aza tsy hainao hajaina! Ho inonao tokoa izay tsiambarateloko Raha tontolo feno siaka sy longoa no inianao lalaina! H... tohiny
novalian'i booboo ny 07/06/2004 10:54
xxx ( 03/09/2003 16:50)
Rahampitso alarobia dia hiaona mivantana amin'ny mpiasan'ny caisse d'Epargne de madagascar ny komitim-pitantanana. Heverin'ireto CA ireto fa adidin'izy ireo ny mampahafantatra mivantana ny mpiasa ny t... tohiny
novalian'i xxx ny 05/09/2003 18:55
xxx ( 16/08/2003 14:17)
Mahafinaritra raha mba samy mitantara kely ny fisehoan - javatra hitany na fantany momba ny tsolotra isika : Aiza ny toerana be mpanao tsolotra ary ahoana ny fomba fisehoany ? ... tohiny
novalian'i six ny 03/03/2004 16:53
eugene ( 26/07/2003 19:21)
Tsy haiko na tena taratry ny fiainam-pitiavana sy ny fiainan-tokantrano tokoa ny "Sangodim-panina" ao amin'ny TVM na fakàna tahaka ny saga avy any amerika atsimo fotsiny... Sangodim-panina tokoa ang... tohiny
novalian'i six ny 03/03/2004 16:29
hery ( 03/05/2003 19:32)
Be ny nitaraina momba ny resaka kidaona maraina @ Radio Tana. Mitohy ihany anefa ny fandaharana. Tsara ihany izany io? Izaho k'lou efa vahiny tao e. :)... tohiny
novalian'i six ny 06/03/2004 11:46
hery ( 02/05/2003 15:35)
Noterena handoko beige ny fiarany izany ny mpanao taxi. Tsy maninona izany fa endriky ny tanana ihany koa. Fa maninona koa raha toa ka lokoina araka ny karazany avy ireo fiaran'ny mpiasam-pajakana? Am... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1633