Fiaraha-monina

hendry ( 17/03/2004 13:57)
Ho antsika gasy dia ohatran´ny manahirana ny sain´ny ankamaroan´ny olona ny mahita ny lehilahy manampy ny vadiny @ raharahan-tokantrano: sasa lamba sy lovia, fandrahoana sakafo, fitaizana ny zaza n... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2004 00:14
aladin ( 16/03/2004 14:05)
tsikaritrareo ve hoe ny zanaky nympanankarena refa tsy maditra be de hendry be?tsy misy le hoe antonony. satria na izy mihanta be de manao be sitra-po de las amaditra avy eo.na izy voafehy be satria ... tohiny
novalian'i delvechio ny 13/04/2004 03:48
hendry ( 15/03/2004 17:47)
Be no milaza fa rehefa 20 taona no mihoatra dia tokony tsy hitoetra @ rad-ny ntsony ny ankizy. Raha mbola mianatra nefa ilay ankizy ary tsisy antom-pivelomana dia ho aiza ary hanao inona? Misy nefa r... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2004 23:59
hendry ( 15/03/2004 17:43)
Mbola mivady ara-dalàna ilay rad-ny fa tsy miray mipetraka fotsiny noho ny fitadiavana. Na zany aza dia mihaona indray mandeha isan-kerinandro farafahakeliny. Ny ankizy mipetraka any @ ilay rangahy ... tohiny
novalian'i kitjo ny 09/04/2004 14:51
xxx ( 12/03/2004 18:44)
Tena tokony mba heverina izay ahafantaran'ny mponina ny lalàna amin'ny asa ataony na ny ara-piaraha-monina, fa manjary katahotra daholo ny fokonolona raha vao misy sahy mitonona fotsiny hoe manana to... tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2004 23:43
xxx ( 12/03/2004 14:43)
Miala tsiny aminareo silamo aho fa ny zavatra hitako no lazaiko. Raha eto Bruxelle dia any @ Gare du Nord any no misy ireo trano fitaratra fampirantiana vehivavy. Toerana izao itobian'ny Maraokanina ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2004 22:37
fijo ( 11/03/2004 11:22)
OPK
ianareo namana sasany tsy fantatro,fa raha izaho manokana dia tsy mankasitraka mihintsy ireo karana any mada ireo. sady tsy mahay manaja ny gasy izy ireo no mibabo fotsiny koa ny haren'ny gasy.tsy ef... tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2004 04:27
xxx ( 07/03/2004 12:58)
Sarotra ny fandidiana. Voalohany aloha dia ny fototra mihintsy no tsy tao. Raha miteny an'i NY na HongKong sy ny sisa isika, dia tena hafa ireny satria efa ela taonjato ny olona tao aminy no mampiasa ... tohiny
xxx ( 07/03/2004 12:29)
Nijery ilay soratr'i Eliana etsy ambany aho, no sady mijery ny iainako dia lasa saina mihintsy. Ny gasy raha ampiasaina dia tena mahay tokoa, saingy raha tambatambazana dia mangery an-trano. Sady rah... tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2004 23:52
xxx ( 05/03/2004 18:59)
Ho an'ireo mitonona ho mpiaro ny tontolo iainana. Tsara sy miloko raha ny tatitra efa vita, tena mifanaraka tamin'ny vola lany. Saingy mbola mavo ary miha mavo ny ranon'i Ikopa. Ny tantsaha tratry n... tohiny
novalian'i tsilan ny 20/04/2004 15:44
hendry ( 05/03/2004 17:03)
Toa hita taratra eny @ fiainan´ny olona miaina ao anaty firenena mandroso ny tsy fahampiam-pitiavana. Ny ao an-trano tsisy firaisam-po, ny manodidina toy ny tsy misy fa dia lasa sahala @ machine ny... tohiny
novalian'i kitjo ny 13/03/2004 12:38
xxx ( 04/03/2004 16:17)
Rahoviana no hiaraka eh ? Eto Eropa, frantsa indrindra indrindra, dia misy ny fanondrona ny hoe gasy vao tonga. Ary dia andosirana mihintsy sao mitady trano. Ny olona avy ao Antananarivo indrindra in... tohiny
novalian'i booboo ny 07/05/2004 15:29
aladin ( 02/03/2004 16:08)
mba miheritreritra aho oa de hoe ahoana mihitsy no mba toe-tsain'dry lerony ireny e! tsy haiko hoe inona no mba tsirony azony @izany sady tsy ara natiora.de na le hanalàn'ny kil hoe pelaka aza ve de ... tohiny
isrine ( 23/02/2004 18:49)
maninona no tsy manana fahatokisana isika gasy fa "manja e "! noho isika voazanaky ny vazaha ve, sa? rahoviana isika no afaka ny hiaina ara-dalana ka tsy hanao fampitahana be fahatany @ vazaha?... tohiny
novalian'i kitjo ny 13/03/2004 12:53
fijo ( 18/02/2004 10:01)
asa ianareo,fa izaho ny zavatra tsy tantiko indrindra tany mada dia ny fomba fitondrana ireny mpanampy ireny.toa tsy olona ny fiheverana azy ireo.nefa dia ao anaty fianakaviana milaza tena ho kristian... tohiny
isrine ( 17/02/2004 13:46)
hevitra azo haroso hialan'ny vehivavy @ fivarota-tena?... tohiny
nananie ( 06/02/2004 14:20)
Anisan'ny fahendren'ny malagasy ny fanajana ny olon-dehibe, indrindra fa ny beantitra.Ny mampalahelo anefa dia efa vitsy ny olona mitazona an'io.Raha mijery ny ankizy sasany (gasy) aty an-dafy ianao, ... tohiny
novalian'i booboo ny 23/05/2004 18:16
kally ( 04/02/2004 14:08)
Resahina foana io matetika.Aminareo misy ve izy io eto amintsika?Betsaka ve ary sokajin'olona toy inona avy no tena voakasik'izy io?... tohiny
pitchoune ( 27/01/2004 18:18)
Very hevitra tokoa izahay mivady eto satri ny tena mbola sahirana nefa ny olona ipetrahana toa manahirana be ihany, ny tena mba efa miezaka manao izay azo atao nefa toa tsy misy sitraka sady tsy vitan... tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2004 11:40
havanan ( 21/01/2004 20:14)
manahoana! Tena any liban tokoa ve ianao ry isrine? Tiana ho fantatra ahalalana ny resaka atao fa misy olona te-hampita resaka any amin'ny zanany. Tsy fantatro na eto no tokony asiana ny fanontaniana ... tohiny
novalian'i isrine ny 23/02/2004 18:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6287